
𝗗𝗶𝗻𝗶𝗸𝗮 𝗻𝗶𝗮𝗿𝗮𝗵𝗮𝗻𝗮 𝘁𝗮𝗺𝗶𝗻’𝗶𝗿𝗲𝗼 𝗺𝗽𝗶𝗮𝗻𝗮𝘁𝗿𝘆 𝗻𝘆 𝗢𝗻𝗶𝘃𝗲𝗿𝘀𝗶𝘁𝗲 𝘁𝗮𝗼 𝗧𝗼𝗹𝗶𝗮𝗿𝗮
Araka ny toromarika ny Filohan’ny Fanavaozana ny Repoblikan’i Madagasikara, dia nitsidika ny Oniversite tao Maninday Toliara ireo mpikambana ao amin’ny Governemanta, ny 29 novambra lasa

Araka ny toromarika ny Filohan’ny Fanavaozana ny Repoblikan’i Madagasikara, dia nitsidika ny Oniversite tao Maninday Toliara ireo mpikambana ao amin’ny Governemanta, ny 29 novambra lasa

Fihaonana teo amin’Andriamatoa TSILEFA Antonio, Ministry ny Fampianarana Teknika sy ny Fanofanana arak’Asa sy ny Fikambanana Iraisam-pirenena momba ny Frankofonia (OIF), notarihan’Andriamatoa Traian Laurentiu HRISTEA.Nodinihana