Andron’ny ivon-toeram-panofanana ao amin’ny Fampianarana Teknika sy ny Fanofanana arak’Asa

Andron’ny ivon-toeram-panofanana ao amin’ny Fampianarana Teknika sy ny Fanofanana arak’Asa

Andron’ny ivon-toeram-panofanana ao amin’ny Fampianarana Teknika sy ny Fanofanana arak’Asa

🔴 Nifamotoana tao amin’ny Kianja Manara-penitra tao Morondava, Faritra Menabe, ny fianakaviam-ben’ny Fampianarana teknika sy ny Fanofanana arak’asa avy any an-toerana androany zoma voalohan’ny volana martsa 2024.

🔴 Nofaranan’izy ireo tamin’ny hetsika ara-panatanjahan-tena ny fankalazana ny andron’ny ivon-toeram-panofanana (journées des établissements) ho an’ny Minisiteran’ny Fampianarana teknika sy ny Fanofanana arak’asa tany an-toerana.
Ny mpianatra, ny mpampianatra ary ireo tomponandraikitra avy amin’ny fitaleavam-paritry ny minisiteran’ny Fampianarana teknika sy ny Fanofanana arak’asa avy amin’ny faritra Menabe, no nandray anjara tamin’izay, ary nanokatra ny hetsika ny Minisitra, Ramatoa Lalatiana RAKOTONDRAZAFY, izay nisaotra azy ireo tamin’ny fiarahany mientana tamin’ny asa sy ezaka ho fanandratana indray, ao anaty firaisakan-kina ny tontolon’ny fampianarana teknika sy ny fanofanana arak’asa.

“Olo mahay raha, tsy very mandeha”

𝗠𝗘𝗧𝗙𝗣 I 𝗢𝗡𝗚 𝗦𝗼𝗹𝗮𝗶𝗿𝗲 𝘀𝗮𝗻𝘀 𝗳𝗿𝗼𝗻𝘁𝗶è𝗿𝗲𝘀 : 𝗵𝗶𝗿𝗼𝘀𝗼 𝗮𝗺𝗶𝗻’𝗻𝘆 𝗳𝗮𝗺𝗽𝗶𝗼𝗳𝗮𝗻𝗮𝗻𝗮 𝗶𝗿𝗲𝗼 𝗺𝗽𝗮𝗺𝗽𝗶𝗼𝗳𝗮𝗻𝗮 𝗲𝗼 𝗮𝗺𝗶𝗻’𝗻𝘆 𝘀𝗲𝗵𝗮𝘁𝗿𝘆 𝗻𝘆 𝗮𝗻𝗴𝗼𝘃𝗼 𝗮𝘇𝗼 𝗮𝘃𝘆 𝗮𝗺𝗶𝗻’𝗻𝘆 𝗵𝗲𝗿𝗶𝗻’𝗻𝘆 𝗺𝗮𝘀𝗼𝗮𝗻𝗱𝗿𝗼

Olo-mahay raha, tsy very mandeha

Olo-mahay raha, tsy very mandeha

Olo-mahay raha, tsy very mandeha

Adresses

Adresses

Calendrier des examens

Adresses

Calendrier des examens

Adresses

Calendrier des examens

Adresses

Formation FPQ/AMB

Adresses

Adresses

Formation FPQ/AMB

Adresses

Formation FPQ/AMB

Adresses

Copyright © 2021 – Ministère de l’Enseignement Technique et de la Formation Professionnelle

Copyright © 2021 – Ministère de l’Enseignement Technique et de la Formation Professionnelle

Copyright © 2021 – Ministère de l’Enseignement Technique et de la Formation Professionnelle