Fampiofanana momba ny “Mécanique bajaj” Morondava

Fampiofanana momba ny “Mécanique bajaj” Morondava

Fampiofanana momba ny “Mécanique bajaj” Morondava

🔴 Tovovavy vao erotrerony, no nisongadina ary nosokajiana ho “major de promotion” taorian’ny fitsapam-pahaizana, namaranana ny fanofanana “Mécanique moto-BAJAJ”, nokarakarain’ny Minisiteran’ny Fampianarana teknika sy ny Fanofanana arak’asa niaraka tamin’ny fikamabanana IO RENALA, tao Morondava, faritra Menabe. Androany zoma voalohan’ny volana Martsa 2024 no notoloran’ny Minisitra, Lalatiana RAKOTONDRAZAFY, mari-pankasitrahana fahavitana fiofanana izy, niaraka tamin’ireo mpiofana miisa 39 hafa.

🔴 Tsy mitsahatra mitombo araka izany ireo olona mahazo tombotsoa amin’ny fanofanana arak’asa karakarain’ny Minisiteran’ny Fampianarana teknika sy ny Fanofanana arak’asa. Na ny vehivavy koa aza dia maneho ny fahavononany hiatrika ny asa izay heverina hatrizay fa natokana ho an’ny lehilahy ihany, toy ny resaka “mécanique moto-BAJAJ”, ary hita fa tena misongadina izy ireo. Afaka manokatra avy hatrany ny “atelier” ho fanamboarana moto-BAJAJ, izay fitaovam-pifamoivoizana tena ampiasaina any amin’ny morontsiraka, ireo mpiofana ireo.

🔴 Naharitra herinandro ny fiofanana ary mpampianatra avy eo amin’ny Institut National de Promotion Formation (INPF) avy ao Ivato, Antananarivo no tonga nampiofana azy ireo. Araka ny voalazan’ny Filohan’ny Repoblika ombieny ombieny dia tsy misy distrika ho adino, indrindra amin’ny resaka fanofanana arak’asa ary mitovy lanja ny fiofanana omena ireo tanora, mba hahafahany mivoatra sy mahaleotena avy hatrany amin’ny lafin’ny asa.

🔴 “Tsy voatery hoe manana fitaovana lehibe, na toerana lehibe, vao afaka manokatra garazy, hanaovana ny asa amin’ny lafiny mekanika”, araka ny nambaran’ny Minisitry ny Fampianarana teknika sy ny Fanofanana arak’asa, Ramatoa Lalatiana RAKOTONDRAZAFY. Ankoatr’izay dia namporisika ireo mpiofana ny Minisitra ny tsy tokony hijanon’izy ireo amin’izay fahaizana sy fahalalana notovoiziny, fa mila mikarokaroka foana ny saina. Anisan’ny tarika ho an’ireto tanora ireto sahady amin’ny fikotrehana ny fananganana orinasa ho azy araka izany ny fampiofanana natao”.

“Olo mahay raha, tsy very mandeha”

𝗠𝗘𝗧𝗙𝗣 I 𝗢𝗡𝗚 𝗦𝗼𝗹𝗮𝗶𝗿𝗲 𝘀𝗮𝗻𝘀 𝗳𝗿𝗼𝗻𝘁𝗶è𝗿𝗲𝘀 : 𝗵𝗶𝗿𝗼𝘀𝗼 𝗮𝗺𝗶𝗻’𝗻𝘆 𝗳𝗮𝗺𝗽𝗶𝗼𝗳𝗮𝗻𝗮𝗻𝗮 𝗶𝗿𝗲𝗼 𝗺𝗽𝗮𝗺𝗽𝗶𝗼𝗳𝗮𝗻𝗮 𝗲𝗼 𝗮𝗺𝗶𝗻’𝗻𝘆 𝘀𝗲𝗵𝗮𝘁𝗿𝘆 𝗻𝘆 𝗮𝗻𝗴𝗼𝘃𝗼 𝗮𝘇𝗼 𝗮𝘃𝘆 𝗮𝗺𝗶𝗻’𝗻𝘆 𝗵𝗲𝗿𝗶𝗻’𝗻𝘆 𝗺𝗮𝘀𝗼𝗮𝗻𝗱𝗿𝗼

Olo-mahay raha, tsy very mandeha

Olo-mahay raha, tsy very mandeha

Olo-mahay raha, tsy very mandeha

Adresses

Adresses

Calendrier des examens

Adresses

Calendrier des examens

Adresses

Calendrier des examens

Adresses

Formation FPQ/AMB

Adresses

Adresses

Formation FPQ/AMB

Adresses

Formation FPQ/AMB

Adresses

Copyright © 2021 – Ministère de l’Enseignement Technique et de la Formation Professionnelle

Copyright © 2021 – Ministère de l’Enseignement Technique et de la Formation Professionnelle

Copyright © 2021 – Ministère de l’Enseignement Technique et de la Formation Professionnelle