TAGNAMARO DRETFP SAVA

TAGNAMARO DRETFP SAVA

TAGNAMARO DRETFP SAVA

🔴Niara-nientana ny mpiara-miasa ao amin’ny Fitaleavam-paritry ny Minisiteran’ny Fampianarana teknika sy ny Fanofanana arak’asa faritra SAVA sy ny LTP Sambava ary ny CRFPPSH Soavinandriana Sambava nanatanteraka ny hetsika TAGNAMARO andron’ny Olom-pirenena ny Sabotsy faha 15 Jona 2024 .

🔴Fanohizana ny fanoloana ireo tafo simba rehetra sy fikikisana ny rindrina izay holokoina no natao tao amin’ny CRFP

PSH Soavinandriana Sambava. Fanaovana ny ady fototra ny tamboho kosa ny tao amin’ny LTP Sambava.

🔴Hisaorana ireo rehetra malala-tanana nanampy tamin’ny fividinana ny tafo sy nanome ireo fitaovana nampihasaina nandritra io hetsika io.

” Olo mahay raha tsy very mandeha”

𝗠𝗘𝗧𝗙𝗣 I 𝗢𝗡𝗚 𝗦𝗼𝗹𝗮𝗶𝗿𝗲 𝘀𝗮𝗻𝘀 𝗳𝗿𝗼𝗻𝘁𝗶è𝗿𝗲𝘀 : 𝗵𝗶𝗿𝗼𝘀𝗼 𝗮𝗺𝗶𝗻’𝗻𝘆 𝗳𝗮𝗺𝗽𝗶𝗼𝗳𝗮𝗻𝗮𝗻𝗮 𝗶𝗿𝗲𝗼 𝗺𝗽𝗮𝗺𝗽𝗶𝗼𝗳𝗮𝗻𝗮 𝗲𝗼 𝗮𝗺𝗶𝗻’𝗻𝘆 𝘀𝗲𝗵𝗮𝘁𝗿𝘆 𝗻𝘆 𝗮𝗻𝗴𝗼𝘃𝗼 𝗮𝘇𝗼 𝗮𝘃𝘆 𝗮𝗺𝗶𝗻’𝗻𝘆 𝗵𝗲𝗿𝗶𝗻’𝗻𝘆 𝗺𝗮𝘀𝗼𝗮𝗻𝗱𝗿𝗼

Olo-mahay raha, tsy very mandeha

Olo-mahay raha, tsy very mandeha

Olo-mahay raha, tsy very mandeha

Adresses

Adresses

Calendrier des examens

Adresses

Calendrier des examens

Adresses

Calendrier des examens

Adresses

Formation FPQ/AMB

Adresses

Adresses

Formation FPQ/AMB

Adresses

Formation FPQ/AMB

Adresses

Copyright © 2021 – Ministère de l’Enseignement Technique et de la Formation Professionnelle

Copyright © 2021 – Ministère de l’Enseignement Technique et de la Formation Professionnelle

Copyright © 2021 – Ministère de l’Enseignement Technique et de la Formation Professionnelle