𝐖𝐎𝐑𝐃𝐒𝐊𝐈𝐋𝐋𝐒: 𝐀𝐓𝐑𝐈𝐊𝐀𝐒𝐀 𝐅𝐀𝐍𝐎𝐌𝐀𝐍𝐀𝐍𝐀 𝐍𝐘 𝐅𝐈𝐅𝐀𝐍𝐈𝐍𝐀𝐍𝐀𝐍𝐀 𝐅𝐀𝐇𝐀𝐈𝐙𝐀-𝐌𝐀𝐍𝐀𝐎 𝐑𝐄𝐙𝐈𝐎𝐍𝐀𝐋𝐘 𝐒𝐘 𝐍𝐀𝐒𝐈𝐎𝐍𝐀𝐋𝐘

𝐖𝐎𝐑𝐃𝐒𝐊𝐈𝐋𝐋𝐒: 𝐀𝐓𝐑𝐈𝐊𝐀𝐒𝐀 𝐅𝐀𝐍𝐎𝐌𝐀𝐍𝐀𝐍𝐀 𝐍𝐘 𝐅𝐈𝐅𝐀𝐍𝐈𝐍𝐀𝐍𝐀𝐍𝐀 𝐅𝐀𝐇𝐀𝐈𝐙𝐀-𝐌𝐀𝐍𝐀𝐎 𝐑𝐄𝐙𝐈𝐎𝐍𝐀𝐋𝐘 𝐒𝐘 𝐍𝐀𝐒𝐈𝐎𝐍𝐀𝐋𝐘

𝐖𝐎𝐑𝐃𝐒𝐊𝐈𝐋𝐋𝐒: 𝐀𝐓𝐑𝐈𝐊𝐀𝐒𝐀 𝐅𝐀𝐍𝐎𝐌𝐀𝐍𝐀𝐍𝐀 𝐍𝐘 𝐅𝐈𝐅𝐀𝐍𝐈𝐍𝐀𝐍𝐀𝐍𝐀 𝐅𝐀𝐇𝐀𝐈𝐙𝐀-𝐌𝐀𝐍𝐀𝐎 𝐑𝐄𝐙𝐈𝐎𝐍𝐀𝐋𝐘 𝐒𝐘 𝐍𝐀𝐒𝐈𝐎𝐍𝐀𝐋𝐘

Nanomboka ny 17 hatramin’ny 19 Martsa 2025 tao amin’ny Fofikri Ilafy ny atrikasa fanomanana ny fifaninanana fahaiza-manao rezionaly sy nasionaly-worldskills, hetsika fifaninanana iraisam-pirenena mikendry ny fampivoarana ny fahaiza-manaon’ny tanora amin’ny sehatra matihanina. Izy io dia notanterahin’ny Direction de l’Apprentissage et de la Formation Initiale (DAFI) ao amin’ny Ministeran’ny Fampianarana Teknika sy ny Fanofanana arak’Asa, niarahana tamin’ny tetikasa Better Education for Africa’s Rise (BEARIII) sy ny Programme de Développement des Capacités pour l’Éducation (CAPED) an’ny UNESCO .
Mpandray anjara 28 no tafiditra tao, ahitana mpampiofana, matihanina amin’ny sehatry ny Textile-Habillement et Accessoires (Coupe et couture, Vannerie, Broderie), Ouvrages Bois sy Métalliques, ary ireo tompon’andraikitra eo anivon’ny ministera. Nandritra ny atrikasa dia nifampizara sy nifanakalo hevitra tamin’ ny Expert International Worldskills, Andriamatoa Jean Christophe Soubervie, ireo mpandray anjara.
Andriamatoa RANDRIANTSIVERY Jean Rémi, Talen’ny Examens, no nanokatra tamin’ny fomba ofisialy ny fotoana, nisolo tena an’Andriamatoa HARISOAMANARIVO Angelico Hennodius, Sekretera Jeneralin’ny ministera.
Tanjona tamin’ity atrikasa ity ny fanamafisana ny fahaiza-manaon’ny tanora amin’ny sehatry ny Textile-Habillement et Accessoires (Coupe et couture, Vannerie, Broderie) ary Ouvrages Bois sy Métalliques, ho fanatsarana hatrany ny kalitaon’ny fanofanana sy fanomanana amin’ny fifaninanana eo amin’ny sehatra rezionaly sy nasionaly.

𝗠𝗘𝗧𝗙𝗣 I 𝗢𝗡𝗚 𝗦𝗼𝗹𝗮𝗶𝗿𝗲 𝘀𝗮𝗻𝘀 𝗳𝗿𝗼𝗻𝘁𝗶è𝗿𝗲𝘀 : 𝗵𝗶𝗿𝗼𝘀𝗼 𝗮𝗺𝗶𝗻’𝗻𝘆 𝗳𝗮𝗺𝗽𝗶𝗼𝗳𝗮𝗻𝗮𝗻𝗮 𝗶𝗿𝗲𝗼 𝗺𝗽𝗮𝗺𝗽𝗶𝗼𝗳𝗮𝗻𝗮 𝗲𝗼 𝗮𝗺𝗶𝗻’𝗻𝘆 𝘀𝗲𝗵𝗮𝘁𝗿𝘆 𝗻𝘆 𝗮𝗻𝗴𝗼𝘃𝗼 𝗮𝘇𝗼 𝗮𝘃𝘆 𝗮𝗺𝗶𝗻’𝗻𝘆 𝗵𝗲𝗿𝗶𝗻’𝗻𝘆 𝗺𝗮𝘀𝗼𝗮𝗻𝗱𝗿𝗼

Olo-mahay raha, tsy very mandeha

Olo-mahay raha, tsy very mandeha

Olo-mahay raha, tsy very mandeha

Adresses

Adresses

Calendrier des examens

Adresses

Calendrier des examens

Adresses

Calendrier des examens

Adresses

Formation FPQ/AMB

Adresses

Adresses

Formation FPQ/AMB

Adresses

Formation FPQ/AMB

Adresses

Copyright © 2021 – Ministère de l’Enseignement Technique et de la Formation Professionnelle

Copyright © 2021 – Ministère de l’Enseignement Technique et de la Formation Professionnelle

Copyright © 2021 – Ministère de l’Enseignement Technique et de la Formation Professionnelle