𝐅𝐈𝐎𝐅𝐀𝐍𝐀𝐍𝐀 𝐅𝐈𝐉𝐄𝐑𝐘 𝐇𝐀𝐅𝐀 𝐈𝐇𝐎𝐑𝐎𝐌𝐁𝐄

𝐅𝐈𝐎𝐅𝐀𝐍𝐀𝐍𝐀 𝐅𝐈𝐉𝐄𝐑𝐘 𝐇𝐀𝐅𝐀 𝐈𝐇𝐎𝐑𝐎𝐌𝐁𝐄

𝐅𝐈𝐎𝐅𝐀𝐍𝐀𝐍𝐀 𝐅𝐈𝐉𝐄𝐑𝐘 𝐇𝐀𝐅𝐀 𝐈𝐇𝐎𝐑𝐎𝐌𝐁𝐄

Nahatontosa fiofanana ho an’ny tanora miisa 239 indray ny Fitaleavam-paritry ny Fampianarana Teknika sy ny Fanofanana arak’Asa Ihorombe tamin’ny alalan’ny hetsika FIJERY HAFA entina hanamafisana ny fahaleovantena ara-toekarena sy sosialy eo an-toerana. Ireo fiofanana natolotra dia nahitana mpiofana maro samihafa: Coupe et couture (48), fanaovana savony sy labozia (68), famokarana charbon écologique (40), informatika (75) ary maçonnerie (😎.
Ankoatra izany, nanomboka koa ny fiofanana vaovao mikasika ny “guides touristiques”, iarahana amin’ny Fitaleavam-paritry ny Fizahantany sy ny Asa-tanana ao Ihorombe, izay ahitana mpiofana miisa 32 ary haharitra dimy andro.
Ireo fiofanana ireo dia varavarana misokatra ho an’ny asa sy ny fandraharahana — fampiofanana mivaingana entina hananganana asa tena.

𝗠𝗘𝗧𝗙𝗣 I 𝗢𝗡𝗚 𝗦𝗼𝗹𝗮𝗶𝗿𝗲 𝘀𝗮𝗻𝘀 𝗳𝗿𝗼𝗻𝘁𝗶è𝗿𝗲𝘀 : 𝗵𝗶𝗿𝗼𝘀𝗼 𝗮𝗺𝗶𝗻’𝗻𝘆 𝗳𝗮𝗺𝗽𝗶𝗼𝗳𝗮𝗻𝗮𝗻𝗮 𝗶𝗿𝗲𝗼 𝗺𝗽𝗮𝗺𝗽𝗶𝗼𝗳𝗮𝗻𝗮 𝗲𝗼 𝗮𝗺𝗶𝗻’𝗻𝘆 𝘀𝗲𝗵𝗮𝘁𝗿𝘆 𝗻𝘆 𝗮𝗻𝗴𝗼𝘃𝗼 𝗮𝘇𝗼 𝗮𝘃𝘆 𝗮𝗺𝗶𝗻’𝗻𝘆 𝗵𝗲𝗿𝗶𝗻’𝗻𝘆 𝗺𝗮𝘀𝗼𝗮𝗻𝗱𝗿𝗼

Olo-mahay raha, tsy very mandeha

Olo-mahay raha, tsy very mandeha

Olo-mahay raha, tsy very mandeha

Adresses

Adresses

Calendrier des examens

Adresses

Calendrier des examens

Adresses

Calendrier des examens

Adresses

Formation FPQ/AMB

Adresses

Adresses

Formation FPQ/AMB

Adresses

Formation FPQ/AMB

Adresses

Copyright © 2021 – Ministère de l’Enseignement Technique et de la Formation Professionnelle

Copyright © 2021 – Ministère de l’Enseignement Technique et de la Formation Professionnelle

Copyright © 2021 – Ministère de l’Enseignement Technique et de la Formation Professionnelle