𝐅𝐚𝐧𝐚𝐨𝐯𝐚𝐧-𝐭𝐬𝐨𝐧𝐢𝐚 𝐧𝐲 𝐦𝐞́𝐦𝐨𝐫𝐚𝐧𝐝𝐮𝐦 𝐭𝐫𝐢𝐩𝐚𝐫𝐭𝐢𝐭𝐞.

𝐅𝐚𝐧𝐚𝐨𝐯𝐚𝐧-𝐭𝐬𝐨𝐧𝐢𝐚 𝐧𝐲 𝐦𝐞́𝐦𝐨𝐫𝐚𝐧𝐝𝐮𝐦 𝐭𝐫𝐢𝐩𝐚𝐫𝐭𝐢𝐭𝐞.

𝐅𝐚𝐧𝐚𝐨𝐯𝐚𝐧-𝐭𝐬𝐨𝐧𝐢𝐚 𝐧𝐲 𝐦𝐞́𝐦𝐨𝐫𝐚𝐧𝐝𝐮𝐦 𝐭𝐫𝐢𝐩𝐚𝐫𝐭𝐢𝐭𝐞.

Tontosa androany ny fanaovan-tsonia ny mémorandum fiaraha-miasa teo amin’ny Ministeran’ny Fampianarana Teknika sy ny Fanofanana arak’Asa, ny Secrétariat d’État miandraikitra ny Souveraineté Alimentaire, ary ny Fédération des Femmes de la Province du Hunan (Chine). Ireo mpanao sonia dia i Ramatoa RASOLOARISOA Marie Marcelline Minisitrin’ny Fampianarana Teknika sy ny Fanofanana arak’Asa, Ramatoa RAZANAMAHEFA Tahian’ Ny Avo, Sekreteram-panjakana eo anivon’ny Fiadidiana ny Repoblika miandraikitra ny Fahaleovantena Ara-tsakafo, ary Ramatoa Yang Lanying présidente de la Fédération des femmes de la province de Hunan.
Ny fifanarahana dia mikendry ny hanamafisana ny fampandrosoana ara-fambolena, ny fanomezana fiofanana sy fahaiza-manao ho an’ny vehivavy any ambanivohitra, ary ny fanatanterahana ny tetikasa « Nouvelle Ferme des Mères Africaines ».
Ity fifanarahana ity dia manamarika dingana vaovao eo amin’ny fiaraha-miasa stratejika Madagasikara–Chine, ary manaporofo ny finiavana iraisana hanome sehatra ho an’ny vehivavy sy ny tanora handray anjara mavitrika amin’ny fampandrosoana maharitra ny firenena.

Olo-mahay raha, tsy very mandeha

Olo-mahay raha, tsy very mandeha

Olo-mahay raha, tsy very mandeha

Adresses

Adresses

Calendrier des examens

Adresses

Calendrier des examens

Adresses

Calendrier des examens

Adresses

Formation FPQ/AMB

Adresses

Adresses

Formation FPQ/AMB

Adresses

Formation FPQ/AMB

Adresses

Copyright © 2021 – Ministère de l’Enseignement Technique et de la Formation Professionnelle

Copyright © 2021 – Ministère de l’Enseignement Technique et de la Formation Professionnelle

Copyright © 2021 – Ministère de l’Enseignement Technique et de la Formation Professionnelle