Fanadinam-panjakana BEP

Fanadinam-panjakana BEP

Fanadinam-panjakana BEP

Manomboka anio faha 19 jolay 2021 ny fanadinam-panjakana Brevet d’Etude Professionnel (BEP) ary hifarana ny faha 22 jolay ho avy izao. Tonga nanokatra laza adina tao amin’ny LTP Alarobia, Andriamatoa TSIKEL’IANKINA Ernest, Ministry ny Fampianarana Teknika sy ny Fanofanana arak’Asa notronin’ireo tale vitsivitsy. العاب للايفون Tsiahivina fa misy mpiadina miisa 631 ao amin’ny LTP Alarobia ary mitsinjara amina sehatr’asa 5 dia ny « Électrotechnicien industriel », Technicien en telecommunication », Technicien en audio visuel », « Tourneur », « Fraiseur ».
Nomarihan’Andriamatoa Ministra fa mitohy hatrany ny fanadinana BEP manerana ny nosy ary nahazo tso-drano avy amin’ireo mpino silamo ny mpanala fanadinana rehetra. العاب كازينو مجاني
Entanina hatrany isika mpiadina mba ho tony sy hifantoka eo am-piatrehana ny fanadinana. casino888
« Olo mahay raha, tsy very mandeha »
©️ SCOM METFP

𝗠𝗘𝗧𝗙𝗣 I 𝗢𝗡𝗚 𝗦𝗼𝗹𝗮𝗶𝗿𝗲 𝘀𝗮𝗻𝘀 𝗳𝗿𝗼𝗻𝘁𝗶è𝗿𝗲𝘀 : 𝗵𝗶𝗿𝗼𝘀𝗼 𝗮𝗺𝗶𝗻’𝗻𝘆 𝗳𝗮𝗺𝗽𝗶𝗼𝗳𝗮𝗻𝗮𝗻𝗮 𝗶𝗿𝗲𝗼 𝗺𝗽𝗮𝗺𝗽𝗶𝗼𝗳𝗮𝗻𝗮 𝗲𝗼 𝗮𝗺𝗶𝗻’𝗻𝘆 𝘀𝗲𝗵𝗮𝘁𝗿𝘆 𝗻𝘆 𝗮𝗻𝗴𝗼𝘃𝗼 𝗮𝘇𝗼 𝗮𝘃𝘆 𝗮𝗺𝗶𝗻’𝗻𝘆 𝗵𝗲𝗿𝗶𝗻’𝗻𝘆 𝗺𝗮𝘀𝗼𝗮𝗻𝗱𝗿𝗼

Olo-mahay raha, tsy very mandeha

Olo-mahay raha, tsy very mandeha

Olo-mahay raha, tsy very mandeha

Adresses

Adresses

Calendrier des examens

Adresses

Calendrier des examens

Adresses

Calendrier des examens

Adresses

Formation FPQ/AMB

Adresses

Adresses

Formation FPQ/AMB

Adresses

Formation FPQ/AMB

Adresses

Copyright © 2021 – Ministère de l’Enseignement Technique et de la Formation Professionnelle

Copyright © 2021 – Ministère de l’Enseignement Technique et de la Formation Professionnelle

Copyright © 2021 – Ministère de l’Enseignement Technique et de la Formation Professionnelle