Lanonana fitokanana ny lalana mampitohy an’Antsiranana sy Ramena

Lanonana fitokanana ny lalana mampitohy an’Antsiranana sy Ramena

Lanonana fitokanana ny lalana mampitohy an’Antsiranana sy Ramena

Anisan’ireo mpikambana ao amin’ny governemanta, izay notarihin’ny Praiministra NTSAY Christian, tonga nanototra ny fitokanana ny lalana mampitohy an’Antsiranana sy Ramena ny Minisitry ny Fampianarana Teknika sy ny Fanofanana arak’asa – Ramatoa VAVITSARA Rahantanirina Gabriella –. Lanonana teo ambany fiahian’ny Filoham-pirenena Malagasy – Andriamatoa Andry Nirina RAJOELINA – izay notanterahina ny Asabotsy 11 Septambra 2021. لعبه بلاك جاك Fitokanana izay niarahana ihany koa tamin’ny Filoha lefitry ny Antenimieram-pirenena – Ramatoa Jocelyne Maxime – sy ireo manam-pahefana maro tao an-toerana.
Taorian’ny fitokanana ity lalana mirefy 20 km ity, dia nisy ny diabe sy hazakazaka, nandray anjara feno tamin’izany Ramatoa Minisitry ny ETFP, ny Talem-paritry ny ETFP Diana – Andriamatoa BEMENA Albert – sy ireo mpiara-miasa eo anivon’ny fitalaivam-paritra sy ny ivon-toeram-panofanana.
.Ankoatra izay dia nitsidika ireo tranohevan’ny Ivon-toeram-panofanana roa ny Ministra, dia ny CFPF sy ny CFP Antsiranana. مواقع مراهنات كرة القدم Tranoheva noentin’izy ireo nampiratiana ny asa fampianarana nataon’ireo mpiofana, toy ny confiture, ny mofomamy, ny akanjo…
Nandritry ny fiarahana miala voly teny amin’ny amoron-dranomasina Ramena, izay namaranana ny lanonana fitokanana ny lalana, moa no nampisehoana izany vokatry ny fampiarana nataon’ireo ivon-toeram-panofanana roa ireo izany.

« Olo-mahay raha, tsy very mandeha »
©️ SCOM METFP/Septembre 2021

𝗠𝗘𝗧𝗙𝗣 I 𝗢𝗡𝗚 𝗦𝗼𝗹𝗮𝗶𝗿𝗲 𝘀𝗮𝗻𝘀 𝗳𝗿𝗼𝗻𝘁𝗶è𝗿𝗲𝘀 : 𝗵𝗶𝗿𝗼𝘀𝗼 𝗮𝗺𝗶𝗻’𝗻𝘆 𝗳𝗮𝗺𝗽𝗶𝗼𝗳𝗮𝗻𝗮𝗻𝗮 𝗶𝗿𝗲𝗼 𝗺𝗽𝗮𝗺𝗽𝗶𝗼𝗳𝗮𝗻𝗮 𝗲𝗼 𝗮𝗺𝗶𝗻’𝗻𝘆 𝘀𝗲𝗵𝗮𝘁𝗿𝘆 𝗻𝘆 𝗮𝗻𝗴𝗼𝘃𝗼 𝗮𝘇𝗼 𝗮𝘃𝘆 𝗮𝗺𝗶𝗻’𝗻𝘆 𝗵𝗲𝗿𝗶𝗻’𝗻𝘆 𝗺𝗮𝘀𝗼𝗮𝗻𝗱𝗿𝗼

Olo-mahay raha, tsy very mandeha

Olo-mahay raha, tsy very mandeha

Olo-mahay raha, tsy very mandeha

Adresses

Adresses

Calendrier des examens

Adresses

Calendrier des examens

Adresses

Calendrier des examens

Adresses

Formation FPQ/AMB

Adresses

Adresses

Formation FPQ/AMB

Adresses

Formation FPQ/AMB

Adresses

Copyright © 2021 – Ministère de l’Enseignement Technique et de la Formation Professionnelle

Copyright © 2021 – Ministère de l’Enseignement Technique et de la Formation Professionnelle

Copyright © 2021 – Ministère de l’Enseignement Technique et de la Formation Professionnelle