Akon’ny Fihaonamben’ny UNESCO

Akon’ny Fihaonamben’ny UNESCO

Akon’ny Fihaonamben’ny UNESCO

Nahafahana nifantoka momba ireo olana natrehan’ny fanofanana sy ny fanabeazana ary ny fikarohana, noho ny valan’aretina Covid-19, ny lahadinika mahakasika ny « Programme de développement des capacités pour l’Education » (CapED) ; nandritra ny Fihaonamben’ny UNESCO, andiany faha-41.

Isan’ireo mpandray anjara nifampizara ny ezaka sy ny vina ary ny politikan’ny fanofanana arak’asa Ramatoa Minisitra VAVITSARA RAHANTANIRINA Gabriella. الرهان في سباق الخيل
Ho an’i Madagasikara manokana, ny Fampananan’asa no nifantohan’ity programa CapED ity. طريقة لعب القمار Teo ihany koa ny fametrahana ny « Validation des Acquis de l’Expérience » (VAE), hisitrahan’ireo tanora diplaoma ka hivoatra eo amin’ny tontolon’ny asa izay efa misy azy. 1xbet لعبة الخيل عبر الانترنت

Nozarain’ny Minisitry ny Fampianarana Teknika sy Fanofanana arak’Asa ihany koa ny momba ny fanofanana fohy ezaka entina mamaly avy hatrany ny filan’ny tsenan’ny asa sy mamorona asa mivantana, indrindra ho an’ny tanora sy vehivavy iharan’ny herisetra ary ireo olona manana fahasembanana. Tanora maherin’ny 300.000 isan-taona mantsy no omena fiofanana, araka ny toromarika napetraky ny Filoham-pirenena RAJOELINA Andry. لعبة روليت اون لاين جدول سباق الخيل

« Olo mahay raha, tsy very mandeha »
©️SCOM METFP/Novambra 2021

𝗠𝗘𝗧𝗙𝗣 I 𝗢𝗡𝗚 𝗦𝗼𝗹𝗮𝗶𝗿𝗲 𝘀𝗮𝗻𝘀 𝗳𝗿𝗼𝗻𝘁𝗶è𝗿𝗲𝘀 : 𝗵𝗶𝗿𝗼𝘀𝗼 𝗮𝗺𝗶𝗻’𝗻𝘆 𝗳𝗮𝗺𝗽𝗶𝗼𝗳𝗮𝗻𝗮𝗻𝗮 𝗶𝗿𝗲𝗼 𝗺𝗽𝗮𝗺𝗽𝗶𝗼𝗳𝗮𝗻𝗮 𝗲𝗼 𝗮𝗺𝗶𝗻’𝗻𝘆 𝘀𝗲𝗵𝗮𝘁𝗿𝘆 𝗻𝘆 𝗮𝗻𝗴𝗼𝘃𝗼 𝗮𝘇𝗼 𝗮𝘃𝘆 𝗮𝗺𝗶𝗻’𝗻𝘆 𝗵𝗲𝗿𝗶𝗻’𝗻𝘆 𝗺𝗮𝘀𝗼𝗮𝗻𝗱𝗿𝗼

Olo-mahay raha, tsy very mandeha

Olo-mahay raha, tsy very mandeha

Olo-mahay raha, tsy very mandeha

Adresses

Adresses

Calendrier des examens

Adresses

Calendrier des examens

Adresses

Calendrier des examens

Adresses

Formation FPQ/AMB

Adresses

Adresses

Formation FPQ/AMB

Adresses

Formation FPQ/AMB

Adresses

Copyright © 2021 – Ministère de l’Enseignement Technique et de la Formation Professionnelle

Copyright © 2021 – Ministère de l’Enseignement Technique et de la Formation Professionnelle

Copyright © 2021 – Ministère de l’Enseignement Technique et de la Formation Professionnelle