CNFPPSH : Fananganana sy Fanarenana ny “Centre de prise en charge intégrée des Violences Basées sur le Genre”

⭐Centre National de Formation Professionnelle des Personnes en Situation de Handicap (CNFPPSH)

➡️Ny taona 2021 no nanombohana ny tetikasa izay niarahan’ny fanjakana Malagasy, Japoney sy ny FNUAP, entina hiadiana eo amin’ny herisetra amin’ny maha lahy sy maha vavy ary eo amin’ny vondron’olona marefo. Ao anatin’izany tetikasa izany indrindra ny fananganana sy fanarenana ireo “Centre de prise en charge intégrée des Violences Basées sur le Genre » amin’ny renivohi-paritany miisa telo eto Madagasikara, dia i Antananarivo, Mahajanga ary Toamasina.

✅Tonga nanome voninahitra ny lanonana fandraisana ny «Centre de prise en charge intégrée des Violences Basées sur le Genre Ampandrianomby», izay nohavaozina, tetsy amin’ny CNFPPSH Ampandrianomby, ny 22 Martsa 2022, i Ramatoa Gabriella Rahantanirina VAVITSARA, METFP, Andriamatoa Masoivohon’ny Japon eto Madagasikara, Andriamatoa Solotena maharitry ny FNUAP eto Madagasikara, Ramatoa Tale Mpanatanteraka eo anivon’ny Fisa, Ramatoa solotenan’ny Association Fitia.

⏩Nandritra ny lanonana dia nisy ihany koa ny famoahana amin’ny fomba ofisialy ireo 20 mianadahy marefo sy manana fahasembanana nanaraka fiofanana momba ny fanamboarana ireo fitaovana vita amin’ny vy, voatokana ho an’ireo olona manana fahasembanana. العاب كسب المال Andiany faharoa moa ity fiofanana narahin’izy ireo ity ka notolorana fitaovana enti-miatrika asa avy hatrany izy ireo nandritra io fotoana io. الكزينو

📌Nambaran-dRamatoa Ministra nandritry ny lahateniny ny maha zava-dehibe ny fiofanana tahaka izao satria mampiroborobo ny fahaiza-manaon’ireo olona manana fahasembanana ary mampirisika azy ireo hikaroka sy hanao asa velon-tena. Nambarany tamin’izany fa vonona hanara-maso sy hanolo-tanana azy ireo hatrany ny Ministera foibe.
Izao hetsika izao dia tafiditra tanteraka anatin’ny fanantotosana ny velirano faha 4, hoy hatrany Ramatoa Ministra. العب واكسب

« Olo-mahay raha, tsy very mandeha »
©️ SCOM METFP/ Mars 2022

𝗠𝗘𝗧𝗙𝗣 I 𝗢𝗡𝗚 𝗦𝗼𝗹𝗮𝗶𝗿𝗲 𝘀𝗮𝗻𝘀 𝗳𝗿𝗼𝗻𝘁𝗶è𝗿𝗲𝘀 : 𝗵𝗶𝗿𝗼𝘀𝗼 𝗮𝗺𝗶𝗻’𝗻𝘆 𝗳𝗮𝗺𝗽𝗶𝗼𝗳𝗮𝗻𝗮𝗻𝗮 𝗶𝗿𝗲𝗼 𝗺𝗽𝗮𝗺𝗽𝗶𝗼𝗳𝗮𝗻𝗮 𝗲𝗼 𝗮𝗺𝗶𝗻’𝗻𝘆 𝘀𝗲𝗵𝗮𝘁𝗿𝘆 𝗻𝘆 𝗮𝗻𝗴𝗼𝘃𝗼 𝗮𝘇𝗼 𝗮𝘃𝘆 𝗮𝗺𝗶𝗻’𝗻𝘆 𝗵𝗲𝗿𝗶𝗻’𝗻𝘆 𝗺𝗮𝘀𝗼𝗮𝗻𝗱𝗿𝗼

Olo-mahay raha, tsy very mandeha

Olo-mahay raha, tsy very mandeha

Olo-mahay raha, tsy very mandeha

Adresses

Adresses

Calendrier des examens

Adresses

Calendrier des examens

Adresses

Calendrier des examens

Adresses

Formation FPQ/AMB

Adresses

Adresses

Formation FPQ/AMB

Adresses

Formation FPQ/AMB

Adresses

Copyright © 2021 – Ministère de l’Enseignement Technique et de la Formation Professionnelle

Copyright © 2021 – Ministère de l’Enseignement Technique et de la Formation Professionnelle

Copyright © 2021 – Ministère de l’Enseignement Technique et de la Formation Professionnelle