FARITRA ANDROY : fitsidihana sy fijerena ifotony ny LTP Ambovombe.

FARITRA ANDROY : fitsidihana sy fijerena ifotony ny LTP Ambovombe.

FARITRA ANDROY : fitsidihana sy fijerena ifotony ny LTP Ambovombe.

« Mikatsaka izay fomba hoenti-mampandroso ny ivontoeram-panofanana, indrindra fa ny ety amin’ny faritra ny tenako » , hoy Ramatoa VAVITSARA Rahantanirina Gabriella. Nitondra fampitaovana ho an’ireo mpiofana hainahandro sy ny tao-trano noho izany izy, nandritra ny fitsidihana sy fijerena ifotony ny LTP Ambovombe.

Mpianatra maherin’ny enimpolo (60) no mandrato fahalalana amin’ity ivontoeram-panofanana ity, ary hita fa efa antitra ny efitrano fianarana sasany. كيفية لعب بوكر Nifandinika tamin’ireo tompon’andraikitra noho izany Ramatoa Minisitra mba hafahana manatsara, ary mamatsy jiro sy rano ao an-toerana.

Hoenti-mandrisika ireo mpiofana ihany koa dia nampanatena ny tenany fa hikarakara manokana ireo mendrika, hafahan’izy ireo manao fitsidihana amin’ny orinasa lehibe, sy mahita ny fivoaran’ny tontolon’ny asa.

Taorian’ny fitsidihana dia nanolotra mari-panofanana ho an’ny tanora, reny ary raim-pianakaviana miisa efajato (400) Ramatoa Minisitra. Fiofanana izay nosafidiana araka ny filan’ny faritra, toy ny informatika, ny fikarakarana sy fanadiovana hefitrano fandraisam-bahiny, ny hainahandro, ny « Développement personnel ». الربح الحقيقي

« Olo mahay raha tsy very mandeha »
©️ SCOM METFP/ Mai 2022

𝗠𝗘𝗧𝗙𝗣 I 𝗢𝗡𝗚 𝗦𝗼𝗹𝗮𝗶𝗿𝗲 𝘀𝗮𝗻𝘀 𝗳𝗿𝗼𝗻𝘁𝗶è𝗿𝗲𝘀 : 𝗵𝗶𝗿𝗼𝘀𝗼 𝗮𝗺𝗶𝗻’𝗻𝘆 𝗳𝗮𝗺𝗽𝗶𝗼𝗳𝗮𝗻𝗮𝗻𝗮 𝗶𝗿𝗲𝗼 𝗺𝗽𝗮𝗺𝗽𝗶𝗼𝗳𝗮𝗻𝗮 𝗲𝗼 𝗮𝗺𝗶𝗻’𝗻𝘆 𝘀𝗲𝗵𝗮𝘁𝗿𝘆 𝗻𝘆 𝗮𝗻𝗴𝗼𝘃𝗼 𝗮𝘇𝗼 𝗮𝘃𝘆 𝗮𝗺𝗶𝗻’𝗻𝘆 𝗵𝗲𝗿𝗶𝗻’𝗻𝘆 𝗺𝗮𝘀𝗼𝗮𝗻𝗱𝗿𝗼

Olo-mahay raha, tsy very mandeha

Olo-mahay raha, tsy very mandeha

Olo-mahay raha, tsy very mandeha

Adresses

Adresses

Calendrier des examens

Adresses

Calendrier des examens

Adresses

Calendrier des examens

Adresses

Formation FPQ/AMB

Adresses

Adresses

Formation FPQ/AMB

Adresses

Formation FPQ/AMB

Adresses

Copyright © 2021 – Ministère de l’Enseignement Technique et de la Formation Professionnelle

Copyright © 2021 – Ministère de l’Enseignement Technique et de la Formation Professionnelle

Copyright © 2021 – Ministère de l’Enseignement Technique et de la Formation Professionnelle