Fakan-kevitra ho fanatsarana ireo programam-pampianarana

Fakan-kevitra ho fanatsarana ireo programam-pampianarana

Fakan-kevitra ho fanatsarana ireo programam-pampianarana

Nitohy tamin’ny asa isam-bondrona ny tapakandro harivan’ny 29 jolay 2021 tao amin’ny Sœur Auxiliatrice Mahajanga ka isany nodihinana tamin’izany ny programam-pampianarana mikasika ny :

  •  » Agriculture Élevage »
  •  » Éducation Physique et Sportive »
  •  » Électrotechnique »
  •  » Coupe et couture »
  • « Gestion et finance »
    -« Commerce et marketing »
  • « Mécatronique et motorisation »
  • « Construction mécanique »
  •  » Informatique »
  • « Français »
  • Malagasy
    Anton’izao fakan-kevitra izao ny fanatsarana ireo programam-pampianarana eo anivon’ny ETFP hifanaraka amin’ny takian’ny eny anivon’ny oniversite.
    Namarana amin’ny fomba ofisialy izao atrik’asa izao Andriamatoa TSIKEL’IANKINA Ernest, Ministry ny Fampianarana Teknika sy ny Fanofanana.

Olo-mahay raha, tsy very mandeha. العاب الروليت

𝗠𝗘𝗧𝗙𝗣 I 𝗢𝗡𝗚 𝗦𝗼𝗹𝗮𝗶𝗿𝗲 𝘀𝗮𝗻𝘀 𝗳𝗿𝗼𝗻𝘁𝗶è𝗿𝗲𝘀 : 𝗵𝗶𝗿𝗼𝘀𝗼 𝗮𝗺𝗶𝗻’𝗻𝘆 𝗳𝗮𝗺𝗽𝗶𝗼𝗳𝗮𝗻𝗮𝗻𝗮 𝗶𝗿𝗲𝗼 𝗺𝗽𝗮𝗺𝗽𝗶𝗼𝗳𝗮𝗻𝗮 𝗲𝗼 𝗮𝗺𝗶𝗻’𝗻𝘆 𝘀𝗲𝗵𝗮𝘁𝗿𝘆 𝗻𝘆 𝗮𝗻𝗴𝗼𝘃𝗼 𝗮𝘇𝗼 𝗮𝘃𝘆 𝗮𝗺𝗶𝗻’𝗻𝘆 𝗵𝗲𝗿𝗶𝗻’𝗻𝘆 𝗺𝗮𝘀𝗼𝗮𝗻𝗱𝗿𝗼

Olo-mahay raha, tsy very mandeha

Olo-mahay raha, tsy very mandeha

Olo-mahay raha, tsy very mandeha

Adresses

Adresses

Calendrier des examens

Adresses

Calendrier des examens

Adresses

Calendrier des examens

Adresses

Formation FPQ/AMB

Adresses

Adresses

Formation FPQ/AMB

Adresses

Formation FPQ/AMB

Adresses

Copyright © 2021 – Ministère de l’Enseignement Technique et de la Formation Professionnelle

Copyright © 2021 – Ministère de l’Enseignement Technique et de la Formation Professionnelle

Copyright © 2021 – Ministère de l’Enseignement Technique et de la Formation Professionnelle