Fanatsarana ny kalitaon’ny lasi-panofanana

Fanatsarana ny kalitaon’ny lasi-panofanana

Fanatsarana ny kalitaon’ny lasi-panofanana

Nanatanteraka atrikasa ho fanaovana « Mise à jour des programmes de formation » ny teo anivon’ny Direction des Curricula et de l’Assurance Qualité sy ny Direction de l’Ingénierie Pédagogique ny 03 febroary 2021. Natao izao mba hanamafisana ireo kalitaon’ny lasi-panofanana indrindra amin’ireo taranja fototra siantifika hiatrehana ny fanadinana hidirana eny amin’ny Oniversite. Efa nisy ny fanombohana izao fanavaozana ny programa izao tany amin’ny faritra Amoron’i mania sy teny Soavina. Ankehitriny dia anjaran’ny lysea teknika 4 eto Antananarivo indray no hanohizana ny fakan-kevitra (Alarobia, Ampasampito, Mahamasina ary Ampefiloha). ماكينات القمار على الانترنت
Miara-misalaha sy mifampidinika amin’ireo mpampianatra ny eto anivon’ny Ministera amin’ny fanatanterahana izao atrikasa izao. Hipariaka manerana ny nosy ary hisy ny fandravonana ny zava-bita ahafahana manatsara ny programa manerana ny nosy. كيف تربح في لعبة الروليت

“Olo mahay raha, tsy very mandeha”
© SCOM METFP

𝗠𝗘𝗧𝗙𝗣 I 𝗢𝗡𝗚 𝗦𝗼𝗹𝗮𝗶𝗿𝗲 𝘀𝗮𝗻𝘀 𝗳𝗿𝗼𝗻𝘁𝗶è𝗿𝗲𝘀 : 𝗵𝗶𝗿𝗼𝘀𝗼 𝗮𝗺𝗶𝗻’𝗻𝘆 𝗳𝗮𝗺𝗽𝗶𝗼𝗳𝗮𝗻𝗮𝗻𝗮 𝗶𝗿𝗲𝗼 𝗺𝗽𝗮𝗺𝗽𝗶𝗼𝗳𝗮𝗻𝗮 𝗲𝗼 𝗮𝗺𝗶𝗻’𝗻𝘆 𝘀𝗲𝗵𝗮𝘁𝗿𝘆 𝗻𝘆 𝗮𝗻𝗴𝗼𝘃𝗼 𝗮𝘇𝗼 𝗮𝘃𝘆 𝗮𝗺𝗶𝗻’𝗻𝘆 𝗵𝗲𝗿𝗶𝗻’𝗻𝘆 𝗺𝗮𝘀𝗼𝗮𝗻𝗱𝗿𝗼

Olo-mahay raha, tsy very mandeha

Olo-mahay raha, tsy very mandeha

Olo-mahay raha, tsy very mandeha

Adresses

Adresses

Calendrier des examens

Adresses

Calendrier des examens

Adresses

Calendrier des examens

Adresses

Formation FPQ/AMB

Adresses

Adresses

Formation FPQ/AMB

Adresses

Formation FPQ/AMB

Adresses

Copyright © 2021 – Ministère de l’Enseignement Technique et de la Formation Professionnelle

Copyright © 2021 – Ministère de l’Enseignement Technique et de la Formation Professionnelle

Copyright © 2021 – Ministère de l’Enseignement Technique et de la Formation Professionnelle