Fihaonambe adihevitra momba ny fanabeazana / Lohahevitra : politikan’ny fampianarana

Fihaonambe adihevitra momba ny fanabeazana / Lohahevitra : politikan’ny fampianarana

Fihaonambe adihevitra momba ny fanabeazana / Lohahevitra : politikan’ny fampianarana

Niroso tamin’ny andro faharoa amin’ny famelabelarana arahana adihevitra ny Ministera telo tonta ny 22 jona 2021 tao amin’ny PLAZA. Niompana tamin’ny lohahevitra « Politique Enseignante » ny andro faharoa. العاب استراتيجية اون لاين Nanome voninahitra sy nanokatra tamin’ny fomba ofisialy ny fotoana Atoa TSIKEL’IANKINA Ernest, Ministry ny Fampianarana Teknika sy ny Fanofanana arak’Asa. Nanotrona izany koa ny Sekretera Jeneralin’ny Ministeran’ny Fanabeazam-pirenena, ny Sekretera Jeneralin’ny Fampianarana Teknika sy ny Fanofanana arak’Asa ary ny Sekretera Jeneralin’ny Fampianarana ambony sy ny fikarohana Siantifika, ny solotena maharitry ny Friedrich Ebert Stiftung (FES) Madagascar Atoa Constantin Grund, izay niditra tamin’ny alalan’ny fampitan-davitra. Tsiahivina fa ny FES no nanohana ny Ministera amin’ny fanatanterahana izao atrik’asa izao. افضل موقع مراهنات عربي Tsy adino ihany koa ireo solotenan’ny mpiara-miombon’antoka eo amin’ny sehatry ny fanabeazana tonga nanatrika izao hetsika nandritry ny roa andro izao.

Nizotra am-pilaminana toy ny andro voalohany ny famelabelarana arahana adihevitra ka nandray anjara mavitrika tamin’izany ny faritra 22. Anisan’ny nisongadina nandritra io fotoana io ny resaka mahakasika indrindra ny tontolo arak’asan’ny ny mpampianatra sy mpanabe: formation, gestion de carrière, déploiement, sns….
Ny antontan-kevitra azo avy amin’izao famelabelarana arahana adihevitra izao dia entina manomana ny « Revue Thématique du PSE » amin’ny volana jolay.

« Olo-mahay raha, tsy very mandeha »
© SCOM METFP

𝗠𝗘𝗧𝗙𝗣 I 𝗢𝗡𝗚 𝗦𝗼𝗹𝗮𝗶𝗿𝗲 𝘀𝗮𝗻𝘀 𝗳𝗿𝗼𝗻𝘁𝗶è𝗿𝗲𝘀 : 𝗵𝗶𝗿𝗼𝘀𝗼 𝗮𝗺𝗶𝗻’𝗻𝘆 𝗳𝗮𝗺𝗽𝗶𝗼𝗳𝗮𝗻𝗮𝗻𝗮 𝗶𝗿𝗲𝗼 𝗺𝗽𝗮𝗺𝗽𝗶𝗼𝗳𝗮𝗻𝗮 𝗲𝗼 𝗮𝗺𝗶𝗻’𝗻𝘆 𝘀𝗲𝗵𝗮𝘁𝗿𝘆 𝗻𝘆 𝗮𝗻𝗴𝗼𝘃𝗼 𝗮𝘇𝗼 𝗮𝘃𝘆 𝗮𝗺𝗶𝗻’𝗻𝘆 𝗵𝗲𝗿𝗶𝗻’𝗻𝘆 𝗺𝗮𝘀𝗼𝗮𝗻𝗱𝗿𝗼

Olo-mahay raha, tsy very mandeha

Olo-mahay raha, tsy very mandeha

Olo-mahay raha, tsy very mandeha

Adresses

Adresses

Calendrier des examens

Adresses

Calendrier des examens

Adresses

Calendrier des examens

Adresses

Formation FPQ/AMB

Adresses

Adresses

Formation FPQ/AMB

Adresses

Formation FPQ/AMB

Adresses

Copyright © 2021 – Ministère de l’Enseignement Technique et de la Formation Professionnelle

Copyright © 2021 – Ministère de l’Enseignement Technique et de la Formation Professionnelle

Copyright © 2021 – Ministère de l’Enseignement Technique et de la Formation Professionnelle