Fihaonana eo amin’ny Governemanta sy ny Antenimieram-pirenena – 02 & 03 desambra – CCI Ivato

Miatrika ireo solombavambahoaka ka mitondra valim-panontaniana mahakasika manokana ny Ministeran’ny Fampianarana Teknika sy ny Fanofanana arak’Asa Ramatoa Minisitra VAVITSARA Rahantanirina Gabriella.

Nisongadina amin’ny fifanakalozana hatreto ny :

  • fangatahana ivon-toeram-panofanana filamatra (CFP-R),
  • fampananan’asa ireo tanora amin’ny alalan’ny fampiofanana,

« Olo mahay raha, tsy very mandeha »
©️ SCOM METFP/Desambra 2021

Olo-mahay raha, tsy very mandeha

Adresses

Formation FPQ/AMB

Copyright © 2021 – Ministère de l’Enseignement Technique et de la Formation Professionnelle