Fihaonana teo amin’ny Ministra sy ireo solotenan’ny France Éducation Internationale (FEI) sy CNEF BTP

✅Nihaona tamin’ny Ramatoa Ministra VAVITSARA Gabriella, anio 01 Martsa 2022, ny solotena avy ao amin’ny France Éducation internationale avy atsy La Réunion sy ny Talen’ny CNEF BTP.
Ny antony fihaonana dia ny hametrahana ny “Assistance technique” ho an’ny projet phase 2 ny FORMAPRO BTP.

📌Marihina fa haharitra dimy taona ity tetikasa ary vinaina hiatomboka amin’ity taona ity ihany.

« Olo mahay raha, tsy very mandeha »
©️ SCOM METFP/Mars 2022

Olo-mahay raha, tsy very mandeha

Adresses

Formation FPQ/AMB

Copyright © 2021 – Ministère de l’Enseignement Technique et de la Formation Professionnelle