Fitsidihan-dRamatoa Minisitra an-dRamatoa Filohan’ny Antenimieram-pirenena

Tonga nitsidika ara-pomba fanajana an-dRamatoa RAZANAMAHASOA Christine, Filohan’ny Antenimieram-pirenena ny Ministry ny Fampianarana Teknika sy Fanofanana arak’Asa, ny alatsinainy 28 febroary 2022.

Nirary soa azy amin’izao taona vaovao izao Ramatoa Minisitra nandritra io fihaonana io.

Olo-mahay raha, tsy very mandeha

Adresses

Formation FPQ/AMB

Copyright © 2021 – Ministère de l’Enseignement Technique et de la Formation Professionnelle