LTP Andapa : Fampitaovana sy fanolorana mari-panofana

LTP Andapa : Fampitaovana sy fanolorana mari-panofana

LTP Andapa : Fampitaovana sy fanolorana mari-panofana

Anisan’ireo Lysea Teknika manofana tanora amin’ny sehatry ny fambolena ny LTP Andapa. Mpiofana 119 no liana amin’ity fanofana ity, satria dia azo sokajiana ho isan’ny sehatr’asa maro misafidy noho i Andapa distrika mamokatra vary sy legioma. العاب كسب المال

Mbola olana tsy hivelaran’ny fampiofanana anefa ny velarana misy ny ivon-toeram-panofanana, ankoatran’ny efitrano fianarana ary ireo fitaovana hoenti-mampiofana. 1xbet عربي

Ezahiny hoy ny Ministry ny Fampianarana Teknika sy ny Fanofanana arak’Asa – Ramatoa VAVITSARA Rahantanirina Gabriella – ny hampitovy ireo ivon-toeram-panofanana rehetra manerana ny nosy, hatomboka amin’ny fampitaovana izany, toy izao natao teto amin’ny LTP Andapa izao. شركة بوين

Tamin’ity anio ity ihany koa dia navoka tamin’ny fomba ofisialy ireo tanora nanao fiofanana fohy ezaka toy ny informatika, ny tao-zaitra, ny fiompiana tantely…

« Olo mahay raha, tsy very mandeha »
©️SCOM METFP/ Octobre 2021

𝗠𝗘𝗧𝗙𝗣 I 𝗢𝗡𝗚 𝗦𝗼𝗹𝗮𝗶𝗿𝗲 𝘀𝗮𝗻𝘀 𝗳𝗿𝗼𝗻𝘁𝗶è𝗿𝗲𝘀 : 𝗵𝗶𝗿𝗼𝘀𝗼 𝗮𝗺𝗶𝗻’𝗻𝘆 𝗳𝗮𝗺𝗽𝗶𝗼𝗳𝗮𝗻𝗮𝗻𝗮 𝗶𝗿𝗲𝗼 𝗺𝗽𝗮𝗺𝗽𝗶𝗼𝗳𝗮𝗻𝗮 𝗲𝗼 𝗮𝗺𝗶𝗻’𝗻𝘆 𝘀𝗲𝗵𝗮𝘁𝗿𝘆 𝗻𝘆 𝗮𝗻𝗴𝗼𝘃𝗼 𝗮𝘇𝗼 𝗮𝘃𝘆 𝗮𝗺𝗶𝗻’𝗻𝘆 𝗵𝗲𝗿𝗶𝗻’𝗻𝘆 𝗺𝗮𝘀𝗼𝗮𝗻𝗱𝗿𝗼

Olo-mahay raha, tsy very mandeha

Olo-mahay raha, tsy very mandeha

Olo-mahay raha, tsy very mandeha

Adresses

Adresses

Calendrier des examens

Adresses

Calendrier des examens

Adresses

Calendrier des examens

Adresses

Formation FPQ/AMB

Adresses

Adresses

Formation FPQ/AMB

Adresses

Formation FPQ/AMB

Adresses

Copyright © 2021 – Ministère de l’Enseignement Technique et de la Formation Professionnelle

Copyright © 2021 – Ministère de l’Enseignement Technique et de la Formation Professionnelle

Copyright © 2021 – Ministère de l’Enseignement Technique et de la Formation Professionnelle