METFP – AMBASADAORON’I FRANTSA : Fitsidihana sy fanolorana vatsy ny LTP sy CFPF Mananjary

➡️ Nandritra ny dia tany Mananjary dia nitsidika sy nijery ny fahavoazan’ny LTP sy CFPF ny delegasionina izay notarihan’ny Ramatoa Ministra VAVITSARA Gabriella sy ny Ambasadaoro ny Frantsa miasa sy monina eto Madagasikara Christophe BOUCHARD.

🚫 Hatreto dia mbola tsy afaka miverina mianatra ny mpianatra nohon’ny fahasimban’ireo efitrano fianarana.

🤝Vokatry ny fiaraha-miasa hatrany, dia nanome toky ny Ambasadaoro fa hanampy ny amin’ny fanarenana haingana ireo fotodrafitrasa simba, mba ahafahan’ireo mpianatra miverina mianatra haingana.

➡️ Nandritra ny fitsidihana ihany koa, dia notoloran’i Ramatoa Ministra vatsy ireo traboina izay mitoby ao amin’ny faritry ny sekoly.

« Olo-mahay raha tsy very mandeha »
©️Cabinet METFP
Photos: Scom METFP

Olo-mahay raha, tsy very mandeha

Adresses

Formation FPQ/AMB

Copyright © 2021 – Ministère de l’Enseignement Technique et de la Formation Professionnelle