METFP – DRETFP ATSINANANA : Fiombonam-bavaka ho an’ny Firenena tao Foulpointe

⛪ECAR Sainte Thérèse de l’Enfant Jésus Foulpointe: Fiombonam-bavaka iraisam-pinoana

🙏🏼Nitondra am-bavaka ny firenena ho fahatsiarovana ny 29 martsa ireo mpino tao Foulpointe. Nanatrika izany Ramatoa Ministra Vavitsara Rahantanirina Gabriella sy ireo manam-pahefana tao an-toerana, ny Alahady faha 27 martsa 2022.

➡️ Nambaran-dRamatoa Ministra nandritry ny lahateniny ny maha zava-dehibe ny tsy fanadinoana ny tantara nolalovan’ny firenena. Tokony hitoetra ao anaty ilay  » Ilo tsy very tsy maty ao am-po, ho fanavotana ny tanindrazana ».

« Olo mahay raha tsy very mandeha »
©️SCOM METFP/ Martsa 2022

Olo-mahay raha, tsy very mandeha

Adresses

Formation FPQ/AMB

Copyright © 2021 – Ministère de l’Enseignement Technique et de la Formation Professionnelle