METFP : Fanolorana sakafo ireo tra-boina

METFP : Fanolorana sakafo ireo tra-boina

METFP : Fanolorana sakafo ireo tra-boina

▶️Maro amin’ ireo tra-boina no tsy mbola afaka mamonjy ny toeram-ponenany. Mitohy araka izany ny fanampiana azy, ireny manoloana ny fahasahiranana iainany ; toro-marika nomen’ny Filohan’ny Repoblika rahateo ny tokony hanampian’ny Ministera tsirairay avy ireo toerana mandray ny tra-boina. العاب تجلب المال

🙏🏼🙏🏼Ny 29 janoary 2022, nitondra indray ny anjara birikiny ny Ministeran’ny Fampianarana Teknika sy Fanofanana Arak’Asa, ka nanome sakafo atoandro, ronono, savony, biscuits ho an’ireo tra-boina miisa 240, mitoby ao amin’ny Ecole de l’Espoir ao amin’ny Fokontany Ampefiloha Ambodirano.

⭐Nanamafy ny Ministra VAVITSARA Rahantanirina Gabriella fa « zava-dehibe ny fifanampiana sy ny fifanomezan-tanana miaraka amin’ny BNGRC sy ny fitondram-panjakana, manoloana ny tranga toy izao». تعلم لعب البوكر

 » Olo mahay raha tsy very mandeha »
©️SCOM METFP/Janvier 2022

𝗠𝗘𝗧𝗙𝗣 I 𝗢𝗡𝗚 𝗦𝗼𝗹𝗮𝗶𝗿𝗲 𝘀𝗮𝗻𝘀 𝗳𝗿𝗼𝗻𝘁𝗶è𝗿𝗲𝘀 : 𝗵𝗶𝗿𝗼𝘀𝗼 𝗮𝗺𝗶𝗻’𝗻𝘆 𝗳𝗮𝗺𝗽𝗶𝗼𝗳𝗮𝗻𝗮𝗻𝗮 𝗶𝗿𝗲𝗼 𝗺𝗽𝗮𝗺𝗽𝗶𝗼𝗳𝗮𝗻𝗮 𝗲𝗼 𝗮𝗺𝗶𝗻’𝗻𝘆 𝘀𝗲𝗵𝗮𝘁𝗿𝘆 𝗻𝘆 𝗮𝗻𝗴𝗼𝘃𝗼 𝗮𝘇𝗼 𝗮𝘃𝘆 𝗮𝗺𝗶𝗻’𝗻𝘆 𝗵𝗲𝗿𝗶𝗻’𝗻𝘆 𝗺𝗮𝘀𝗼𝗮𝗻𝗱𝗿𝗼

Olo-mahay raha, tsy very mandeha

Olo-mahay raha, tsy very mandeha

Olo-mahay raha, tsy very mandeha

Adresses

Adresses

Calendrier des examens

Adresses

Calendrier des examens

Adresses

Calendrier des examens

Adresses

Formation FPQ/AMB

Adresses

Adresses

Formation FPQ/AMB

Adresses

Formation FPQ/AMB

Adresses

Copyright © 2021 – Ministère de l’Enseignement Technique et de la Formation Professionnelle

Copyright © 2021 – Ministère de l’Enseignement Technique et de la Formation Professionnelle

Copyright © 2021 – Ministère de l’Enseignement Technique et de la Formation Professionnelle