METFP – FARITRA ATSINANANA : Fihaonan-dRamatoa Minisitra tamin’ny Governora

📌Fampandrosoana ny Fampianarana Teknika sy ny Fanofanana arak’asa ao an-toerana, izay ny lahadinika natao, nandritra ny fihaonan’i Governoran’ny Faritra Atsinanana RAFIDISON Richard sy Ramatoa Ministra VAVITSARA Rahantanirina Gabriella, ny Alatsinaina faha 28 Martsa 2022 lasa teo.

« Olo mahay raha tsy very mandeha »
©️SCOM METFP/ Mars 2022

Olo-mahay raha, tsy very mandeha

Adresses

Formation FPQ/AMB

Copyright © 2021 – Ministère de l’Enseignement Technique et de la Formation Professionnelle