METFP – FMFP : Fitsidihana ara-pombam-panajana an-dRamatoa Ministra

Tao aorian’ny fanendrena azy ho Tale Jeneraly vaovaon’ny Fonds Malgache de Formation Professionnelle (FMFP) dia tonga nitsidika ara-pombam-panajana an-dRamatoa Ministry ny Fampianarana Teknika sy ny Fanpfanana arak’Asa Andriamatoa Pierre RAOELINA ANDRIAMBOLOLONA ny 04 aogositra 2022.
Niompana tamin’ny fanamafisana ny fiaraha-miasa eo amin’ny roa tonta ny fihaonana ary indrindra ny fikatsahana ny fampivoarana ireo sehatra vaovao tokony hiarahana miasa. Ny famoronana asa indrindra ho an’ny tanora amin’ny faritra hafa ankoatra an’Antananarivo no tanjona iombonan’ny roa tonta.

« Olo mahay raha, tsy very mandeha »
©️ CELCOM METFP, aogositra 2022

Olo-mahay raha, tsy very mandeha

Adresses

Formation FPQ/AMB

Copyright © 2021 – Ministère de l’Enseignement Technique et de la Formation Professionnelle