METFP – GFEM: Fifanaovan-tsonia fiaraha-miasa

METFP – GFEM: Fifanaovan-tsonia fiaraha-miasa

METFP – GFEM: Fifanaovan-tsonia fiaraha-miasa

➡️➡️Notontosaina ny 30 aogositra 2022, tety Ampefiloha ny fifanaovan-tsonia fiaraha-miasa eo amin’ny Ministeran’ny Fampianarana Teknika sy ny Fanofanana arak’Asa sy ireo orinasa valo (8) misehatra amin’ny lamba, ary mikambana ao amin’ny vondron’ny mpandraharaha vehivavy Malagasy na ny Groupement des Femmes Entrepreneurs de Madagascar( GFEM).

✅✅Anisan’ny sehatr’asa napetraky ny METFP ho laharam-pahamehana ny sehatra textile raha ny fiofanana arak’asa no resahana. العاب الكازينو مجانا Satria io sehatra io tokoa manko dia isany vato fototra mampivelatra ny harikarena malagasy, ka izany no maha maha zava-dehibe izao fiaraha-miasa miaraka amin’ireo orinasa tsy miankina izao toy ny : Iray Couture, Entreprise Work Wear, Entreprise Sicom SC, Entreprise KABALOO, Entreprise AVAHIZO, Simplicity Design, Entreprise BOOZAKA, Confetex.
Samy hahazo tombony amin’izany ny roa tonta satria, afaka hisitraka tanora tsara hofana sy matihanina ary afaka hiditra amin’ny tsenan’ny asa avy hatrany ireo orinasa. مواقع المراهنات العالمية
Etsy an-daniny ny METFP dia naneho ny fahavononany amin’ny fampiofanana ireo mpiasa sy ny fampanarahan-dalana ireo orinasa mpampiofana, ary indrindra ny fanolorana ny marim-panofanana ho an’ny mpiasa aorian’ny fiofanana, mba hanomezana lanja ny faihaza-manaon’ireo mpiasa. البينجو

🎯🎯Nanambara ny Minisitry ny Fampianarana Teknika sy ny Fanofanana Arak’asa Ramatoa VAVITSARA Rahantanirina Gabriella fa « varavarana misokatra ho an’ny fisitrahan’ny tanora sy ny vehivavy asa mendrika izay mamaly avy hatrany ny velirano faha-enina (6) napetraky ny filohan’ny Repoblika Andry Rajoelina, izao fiaraha-miasa izao. »
Ankoatra ireo orinasa avy eto Antananarivo sy Toamasina dia mbola hihitatra any amin’ny faritra hafa izao fifaraham-piaraha-miasa amin’ireo « sehatra textile » sy ny Ministera izao.

« Olo-mahay raha, tsy very mandeha »
©️ CELCOM METFP/Aogositra 2022

Iray Couture,
Entreprise Work Wear,
Entreprise Sicom SC,
Entreprise KABALOO,
Entreprise AVAHIZO,
Simplicity Design, Entreprise
Entreprise BOOZAKA,
Confetex

𝗠𝗘𝗧𝗙𝗣 I 𝗢𝗡𝗚 𝗦𝗼𝗹𝗮𝗶𝗿𝗲 𝘀𝗮𝗻𝘀 𝗳𝗿𝗼𝗻𝘁𝗶è𝗿𝗲𝘀 : 𝗵𝗶𝗿𝗼𝘀𝗼 𝗮𝗺𝗶𝗻’𝗻𝘆 𝗳𝗮𝗺𝗽𝗶𝗼𝗳𝗮𝗻𝗮𝗻𝗮 𝗶𝗿𝗲𝗼 𝗺𝗽𝗮𝗺𝗽𝗶𝗼𝗳𝗮𝗻𝗮 𝗲𝗼 𝗮𝗺𝗶𝗻’𝗻𝘆 𝘀𝗲𝗵𝗮𝘁𝗿𝘆 𝗻𝘆 𝗮𝗻𝗴𝗼𝘃𝗼 𝗮𝘇𝗼 𝗮𝘃𝘆 𝗮𝗺𝗶𝗻’𝗻𝘆 𝗵𝗲𝗿𝗶𝗻’𝗻𝘆 𝗺𝗮𝘀𝗼𝗮𝗻𝗱𝗿𝗼

Olo-mahay raha, tsy very mandeha

Olo-mahay raha, tsy very mandeha

Olo-mahay raha, tsy very mandeha

Adresses

Adresses

Calendrier des examens

Adresses

Calendrier des examens

Adresses

Calendrier des examens

Adresses

Formation FPQ/AMB

Adresses

Adresses

Formation FPQ/AMB

Adresses

Formation FPQ/AMB

Adresses

Copyright © 2021 – Ministère de l’Enseignement Technique et de la Formation Professionnelle

Copyright © 2021 – Ministère de l’Enseignement Technique et de la Formation Professionnelle

Copyright © 2021 – Ministère de l’Enseignement Technique et de la Formation Professionnelle