AKON’NY TAGNAMARO FARITRA MENABE: Jona 2024

AKON’NY TAGNAMARO FARITRA MENABE: Jona 2024

AKON’NY TAGNAMARO FARITRA MENABE: Jona 2024

🔴Toy ny mahazatra isaky ny asabotsy fahatelon’ny volana dia nandray anjara tamin’ny Tagnamaro ny fitaleavam-paritry ny fampianarana teknika sy fanofanana arak’asa faritra Menabe.

🔴LTP Mahabo: fanatsarana sy fandokoana ny tranom-pivoahana, fanadiovana ny toeram-pianarana. Niara nisalahy tamin’izany ihany koa ireo mpiara-miasa avo amin’ny DRETFP Menabe sy ny LTP Morondava izay notarihin’Andriamatoa Talem-paritra.

🔴LTP Miandrivazo: fanadiovana ny faritry ny sekoly, fandokoana ny efitranon-tsekoly

🔴LTP Belo sur Tsiribihina: fanamboarana ny varavarakely sy ireo rindrina izay simba.

🔴Anisan’ny tombony lehibe amin’ny Tagnamaro ny fikolokoloana ny fotodrafitrasa, izay mampitombo ny fahazotoan’ireo mpianatra manovo fahalalana ao anatin’ny tontolo madio sy voajary.

“Olo mahay raha tsy very mandeha”

𝗠𝗘𝗧𝗙𝗣 I 𝗢𝗡𝗚 𝗦𝗼𝗹𝗮𝗶𝗿𝗲 𝘀𝗮𝗻𝘀 𝗳𝗿𝗼𝗻𝘁𝗶è𝗿𝗲𝘀 : 𝗵𝗶𝗿𝗼𝘀𝗼 𝗮𝗺𝗶𝗻’𝗻𝘆 𝗳𝗮𝗺𝗽𝗶𝗼𝗳𝗮𝗻𝗮𝗻𝗮 𝗶𝗿𝗲𝗼 𝗺𝗽𝗮𝗺𝗽𝗶𝗼𝗳𝗮𝗻𝗮 𝗲𝗼 𝗮𝗺𝗶𝗻’𝗻𝘆 𝘀𝗲𝗵𝗮𝘁𝗿𝘆 𝗻𝘆 𝗮𝗻𝗴𝗼𝘃𝗼 𝗮𝘇𝗼 𝗮𝘃𝘆 𝗮𝗺𝗶𝗻’𝗻𝘆 𝗵𝗲𝗿𝗶𝗻’𝗻𝘆 𝗺𝗮𝘀𝗼𝗮𝗻𝗱𝗿𝗼

Olo-mahay raha, tsy very mandeha

Olo-mahay raha, tsy very mandeha

Olo-mahay raha, tsy very mandeha

Adresses

Adresses

Calendrier des examens

Adresses

Calendrier des examens

Adresses

Calendrier des examens

Adresses

Formation FPQ/AMB

Adresses

Adresses

Formation FPQ/AMB

Adresses

Formation FPQ/AMB

Adresses

Copyright © 2021 – Ministère de l’Enseignement Technique et de la Formation Professionnelle

Copyright © 2021 – Ministère de l’Enseignement Technique et de la Formation Professionnelle

Copyright © 2021 – Ministère de l’Enseignement Technique et de la Formation Professionnelle