Dans l’objectif de permettre aux habitants d’Antananarivo une facilité d’accès à ses cours, l’Alliance Française d’Antananarivo inaugure ce 03 juillet 2023 son annexe sise au 4ème étage de l’Alhambra Gallery Ankadimbahoaka.
La cérémonie d’inauguration officielle a été honorée par la présence de Madame RAKOTONDRAZAFY Lalatiana, Ministre de la Communication et de la Culture, de Madame VAVITSARA Rahantanirina Gabriella, Ministre de l’Enseignement Technique et de la Formation Professionnelle, de Son Excellence Monsieur l’Ambassadeur de France à Madagascar, du CEO du Groupe FILATEX, du PCA de l’Alliance Française ainsi que des Maires des communes environnantes.
Cette annexe résulte du partenariat entre le Groupe Filatex et l’Alliance Française Antananarivo dotant ainsi l’AFT de deux (02) salles de classe et d’une bibliothèque. Les habitants des alentours et les entreprises pourront ainsi s’y former en français général ou professionnel et avoir accès à la lecture.
« Olo mahay raha, tsy very mandeha »
© CELCOM METFP/ juin 2023
Alliance Française d’Antananarivo : Efitrano fanampiny vaovao eo Ankadimbahoaka
Mba hahafahan’ny mponina eto Antananarivo misitraka fampianarana eo anivon’ny Alliance Française Antananarivo dia notokanana ny 03 jolay 2023 ny efitrano hitatra izay hita ao amin’ny rihana faha efatry ny Alhambra Gallery Ankadimbahoaka.
Nanome voninahitra ny lanonana fanokanana amin’ny fomba ofisialy Ramatoa RAKOTONDRAZAFY Lalatiana, Minisitry ny Serasera sy ny Kolontsaina, Ramatoa VAVITSARA Rahantanirina Gabriella, Minisitry ny Fampianarana Teknika sy ny Fanofanana arak’asa, ny Masoivohon’ny Frantsa eto Madagasikara, ny Tale Jeneralin’ny Vondrona FILATEX, ny Filohan’ny Filan-kevi-pitantanan’ny AFT ary ireo Ben’ny tanànan’ny kaominina manodidina.
Izao no tontosa dia vokatry ny fiaraha-miasan’ny Alliance Française Antananarivo sy ny Vondrona Filatex, ka nanomezan’ity farany efitrano fianarana miisa roa (02) sy trano famakiam-boky iray ho an’ny AFT. Ny mponina sy ny orinasa eo an-toerana araka izany dia afaka mianatra teny frantsay ankapobeny na matihanina ary mamaky boky ihany koa.
“Olo mahay raha, tsy very mandeha”
© CELCOM METFP/ jona 2023