ANDAO Company : Relève le défit de concilier l’Ecologie et la Création d’emplois

ANDAO Company : Relève le défit de concilier l’Ecologie et la Création d’emplois

ANDAO Company : Relève le défit de concilier l’Ecologie et la Création d’emplois

Andao Company, fondée par Zina Raminosona, relève le défi de concilier l’écologie et la création d’emplois, avec déjà de nombreux succès, notamment :
✅Grâce à sa brillante présentation lors de l’événement “3, 2, 1 by Fihariana”, Zina Raminosona a remporté une somme d’argent pour soutenir et encourager son parcours entrepreneurial.
✅Il a également bénéficié d’un accompagnement de projet de la part de NEXTA.
✅En octobre 2022, Il a obtenu un financement de 20 000 000 d’ariary de la part de Fihariana et de BNI Madagascar, décerné par Le Président de la République, Andry RAJOELINA.
✅De plus, Andao Company a été désignée lauréate du concours Play your Airport 2022 dans la catégorie des terminaux et infrastructures.

Le 22 mars 2023, l’atelier de valorisation des déchets plastiques d’Andao Company a été officiellement inauguré. Cette entreprise se spécialise dans la fabrication de meubles design éco-responsables à partir de plastiques recyclés.

Le jeudi 11 mai 2023, Madame VAVITSARA Rahantanirina Gabriella, Ministre de l’Enseignement Technique et de la Formation Professionnelle, s’est rendue à l’atelier d’Andao Company situé à Mandrosoa Ivato. Elle a profité de l’occasion pour saluer l’initiative innovante de Zina Raminosona et de son équipe, ainsi que l’importance de la culture d’entreprise pour une meilleure insertion professionnelle des jeunes.
La Ministre de l’ETFP a exprimé sa fierté de voir des entreprises comme Andao Company jouer un rôle important dans la promotion de l’économie circulaire et du développement durable à Madagascar.
La création d’entreprise ne consiste pas seulement à générer des revenus, mais également à inculquer des valeurs telles que la responsabilité, la persévérance et l’engagement envers la société.

Olo mahay raha tsy very mandeha”
© CELCOM METFP/ Mey 2023


ANDAO Company : Mametraka ho laharam-pahamehana ny fiarovana ny tontolo iainana sy ny famoronana Asa

Fanamby napetraky ny Orinasa Andao Company izay naorin’i Zina Raminosona ny hametraka ho laharam_pahamehana ny fiarovana ny tontolo iainana sy ny famoronana asa. Ity tetik’asa ity dia nisongadina tamin’ny sehatra maro , teo am-pamolavolana, anisan’izany ny:

✅Famelabelarana nataony tamin’ny hetsika « 3, 2, 1 avy amin’i Fihariana », dia nisitraka famatsiam_bola i Zina Raminosona hanohanana sy hamporisihana azy amin’ny fandraharahany.

✅ Nahazo tombony tamin’ny fanohanana tetikasa avy amin’ny NEXTA ihany koa izy.

✅ Ny volana oktobra 2022 dia nahazo ny laharana voalohany ny Andao Compagny, tamin’ny tetikasa fandraharahana niarahana tamin’ny Fihariana sy ny BNI Madagascar, famatsiam-bola mitentina 20.000.000 ariary izay, nomen’ny Filohan’ny Repoblika, Andry RAJOELINA.

✅Ankoatra izany, dia anisan’ny mpandresy tamin’ny fifaninanana « Play your Airport 2022 » ny orinasa Andao Company eo amin’ny sokajy terminal sy fotodrafitrasa.

Tamin’ny 22 martsa 2023, no notokanana tamin’ny fomba ofisialy ny orinasa mpanodina fako plastika an’ny Andao compagny. Ity orinasa ity dia misehatra manokana amin’ny fanamboarana fanaka manaraka ny fenitra amin’ny fiarovana tontolo iainana, sy avy amin’ny plastika.

Ny alakamisy 11 mey 2023 teo dia nitsidika ny ivon-toeram-panangonanan’ny Andao compagny eny Mandrosoa Ivato Ramatoa VAVITSARA Rahantanirina Gabriella, Minisitry ny Fampianarana Teknika sy ny Fanofanana arak’asa. Nidera ny fandraisana andraikitra ataon’i Zina Raminosona sy ny ekipany izy, ary nanasongadina ny maha-zava-dehibe ny fidiran’ny tanora eo amin’ny sehatry ny fandraharahana. Naneho ny fankasitrahany amin’ny fisitrahan’ny tanora asa mendrika ihany koa. Fa indrindra amin’ny fampiroboroboana ny fampandrosoana maharitra eto Magadasikara.

Ny fandraharahana dia tsy vitan’ny hoe miteraka fidiram-bola, fa indrindra mametraka soatoavina toy ny fandraisana andraikitra, ny faharetana ary ny tamberin’andraikitra eo anivon’ny fiaraha-monina.

“Olo mahay raha tsy very mandeha”
© CELCOM METFP/ Mey 2023

Olo-mahay raha, tsy very mandeha

Olo-mahay raha, tsy very mandeha

Olo-mahay raha, tsy very mandeha

Adresses

Adresses

Calendrier des examens

Adresses

Calendrier des examens

Adresses

Calendrier des examens

Adresses

Formation FPQ/AMB

Adresses

Adresses

Formation FPQ/AMB

Adresses

Formation FPQ/AMB

Adresses

Copyright © 2021 – Ministère de l’Enseignement Technique et de la Formation Professionnelle

Copyright © 2021 – Ministère de l’Enseignement Technique et de la Formation Professionnelle

Copyright © 2021 – Ministère de l’Enseignement Technique et de la Formation Professionnelle