Dans le cadre de la poursuite des activités de pilotage sectoriel et pour la préparation du second semestre de la planification, une Assemblée Générale en mode restreinte élargie de la PNPSE s’est tenue au Ministère de l’Enseignement Technique et de la Formation Professionnelle Ampefiloha le 16 juin dernier.
Les Secrétaires Généraux des trois Ministères en charge de l’éducation, les Partenaires Techniques et Financiers, les organisations de la société civile, les secteurs privés ont répondu présent à cette Assemblée Générale.
© CELCOM METFP/ juin 2023
Fihaonamben’ny “Plateforme Nationale pour le Pilotage du Secteur Education (PNPSE)”
Tafiditra indrindra amin’ny fanohizana ireo asa sahanin’ny fitantanana isan-tsokajiny ny sehatry ny fanabeazana sy ho fanomanana ny enimbolana faharoa dia nanatanteraka ny fihaonambe ny PNPSE ny zoma faha 16 jona lasa teo tao amin’ny efitrano fivorian’ny Ministerna’ny Fampianarana Teknika sy ny Fanofanana arak’Asa.
Tonga mavitrika tamin’izany ireo Sekretera Jeneraly telo avy amin’ireo Ministera telo tonta misahana ny fanabeaza, ny fampianarana teknika sy ny fanofanana arak’asa ary ny fampianarana ambony sy ny fikarohana siantifika. Teo koa ireo solotena avy amin’ny mpiara-miombon’antoka, ny mpamatsy vola, ny fiaraha-monim-pirenena ary ny avy amin’ny seahtra tsy miankina.
© CELCOM METFP/ jona 2023