CNFPPSH : Fanombohana amin’ny fomba ofisialy ny taom-piofanana 2022-2023 sy fizarana mari-pahaizana ho an’ny andiany « Fanamby »

✅Tanora manana fahasembanana miisa 60 avy ao amin’ny ivotoeram-panofanana ho an’ny manana fahasembanana (CNFPPSH), Ampandrianomby no notolorana mari-pahaizana ny 02 desambra 2022. Fotoana nanokafana tamin’ny fomba ofisialy ny taom-piofanana 2022-2023 ihany koa.

➡Nisalotra ny andiany « Fanamby » ity andiany ity, izay nisitraka fanofanana toy ny : ny zaitra, ny informatika ho an’ny manana fahasembanana, ny fanamboarana mofo mamy, ny taovolo, ny soratra mivoitra, ny ouvrages bois, ny sehatry ny rary. Tsy diso anjara fa manan-danja tanteraka ao anatin’ny Politika nasionaly momba ny fampananan’asa sy ny fanofanana arak’Asa (PNEFP) ny fanofanana ny olona manana fahasambanana.

🎯Nanambara ny Ministry ny Fampianarana Teknika sy ny Fanofanana arak’asa Ramatoa VAVITSARA Rahantanirina Gabriella, fa manana traikefa ireo olona manana fahasembanana nahavita fiofanana ka nanentanany ireo orinasa isan-karazany ny tokony hampidirana azy ireny eo amin’ny tsenan’ny asa.
Niarahaba sy nirary soa ireo olona manana fahasembanana ny Ministra ho an’ny andro iraisam-pirenena natokana ho azy ireo ny 03 desambra ho avy izao.

“Olo mahay raha, tsy very mandeha”
© CELCOM METFP/ desambra 2022

Olo-mahay raha, tsy very mandeha

Olo-mahay raha, tsy very mandeha

Olo-mahay raha, tsy very mandeha

Adresses

Adresses

Calendrier des examens

Adresses

Calendrier des examens

Adresses

Calendrier des examens

Adresses

Formation FPQ/AMB

Adresses

Adresses

Formation FPQ/AMB

Adresses

Formation FPQ/AMB

Adresses

Copyright © 2021 – Ministère de l’Enseignement Technique et de la Formation Professionnelle

Copyright © 2021 – Ministère de l’Enseignement Technique et de la Formation Professionnelle

Copyright © 2021 – Ministère de l’Enseignement Technique et de la Formation Professionnelle