Dingana iray ho fampiharana ny fampiatiana : fizarana mari-piofanana ho an’ireo mpiofana ao amin’ny EKAR Mangasoavina

Dingana iray ho fampiharana ny fampiatiana : fizarana mari-piofanana ho an’ireo mpiofana ao amin’ny EKAR Mangasoavina

Dingana iray ho fampiharana ny fampiatiana : fizarana mari-piofanana ho an’ireo mpiofana ao amin’ny EKAR Mangasoavina

Ho tohin’ny fiaraha-miasa misy eo amin’ny fanjakana sy ny tsy miankina izay efa natomboka ny taona 2021dia mpino miisa 59 avy ao amin’ny EKAR Mangasoavina no nisitraka fiofanana teo anivon’ny Centre National de Formation Professionnelle des Personnes en Situation de Handicap (CNFPPSH) Ampandrianomby.

Notanterahina ny 23 novambra 2023 ny fanolorana ny mari-piofanana andiany fahatelo ho an’ireo mpiofana, izay nontronin-dRamatoa Minisitry ny Fampianarana Teknika sy ny Fanofanana arak’Asa, VAVITSARA Rahantanirina Gabriella, ny Tale Jeneralin’ny Fampianarana Teknika sy arak’Asa, ny Talen’ny CNFPPSH ary ny Filohan’ny filan-kevitra pastoralin’ny EKAR Mangasoavina.

Sampam-panofanana maro lafy no narahan’izy ireo nandritry ny 5 andro izay natao ny volana aogositra sy septambra. Ireto avy ary ireo sampam-piofanana narahin’ireo mpiofana :

  • Pâtisserie miisa 9
  • Coupe et Couture miisa 10
  • Informatique miisa 16
  • Art culinaire miisa 3
  • Energie solaire miisa 1
  • Elevage de poulet miisa 6
  • Coiffure miisa 3
  • Apiculture miisa 4
  • Ouvrage metallique miisa 7

Izao fiofanana izao dia mampihatra ny polikita ankapoben’ny METFP izay mitsinjo ny fanomanana ireo vondron’olona tilina, indrindra ireo marefo mba handray anjara amin’ny fampivoarana ny firenena. Ny fiofanana tsara kalitao ihany no antoka mahomby hahafahana mamorona asa sy misitraka asa mendrika.

” Olo mahay raha, tsy very mandeha”
© CELCOM METFP/ novambra 2023


Un pas de plus vers l’inclusion : remise d’attestations au CNFPPSH Ampandrianomby

Dans la continuité de la coopération entre le gouvernement à travers le Ministère de l’Enseignement Technique et de la Formation Professionnelle et le secteur privé déjà amorcée en 2021, 59 fidèles de l’EKAR Mangasoavina ont reçu une formation au Centre National de Formation Professionnelle des Personnes en Situation Handicap (CNFPPSH) Ampandrianomby.

La remise de leurs attestations de formation a eu lieu ce 23 novembre 2023, en présence de Madame Le Ministre de l’Enseignement Technique et de la Formation Professionnelle, VAVITSARA Rahantanirina Gabriella, du Directeur du CNFPPSH et du Président du Conseil Pastoral de l’EKAR Mangasoavina.

Diverses formations d’une durée de 5 jours ont été dispensées aux 59 apprenants durant le mois d’août et de septembre :

  • Pâtisserie : 9
  • Coupe et Couture : 10
  • Informatique : 16
  • Art culinaire : 3
  • Energie solaire : 1
  • Elevage de poulet : 6
  • Coiffure : 3
  • Apiculture : 4
  • Ouvrage metallique : 7

Cette formation met en œuvre la politique générale du METFP qui met l’accent sur la préparation des groupes cibles notamment des personnes vulnérables et en situation de handicap, à participer au développement du pays. Une formation de bonne qualité est la seule garantie efficace de pouvoir créer un emploi et jouir d’un emploi décent.

“Olo mahay raha, tsy very mandeha”
© CELCOM METFP/ novembre 2023

Olo-mahay raha, tsy very mandeha

Olo-mahay raha, tsy very mandeha

Olo-mahay raha, tsy very mandeha

Adresses

Adresses

Calendrier des examens

Adresses

Calendrier des examens

Adresses

Calendrier des examens

Adresses

Formation FPQ/AMB

Adresses

Adresses

Formation FPQ/AMB

Adresses

Formation FPQ/AMB

Adresses

Copyright © 2021 – Ministère de l’Enseignement Technique et de la Formation Professionnelle

Copyright © 2021 – Ministère de l’Enseignement Technique et de la Formation Professionnelle

Copyright © 2021 – Ministère de l’Enseignement Technique et de la Formation Professionnelle