Hametraka ho laharam-pahamehana ny fampiroboroboana ny « tontolo maitso » ny eto anivon’ny Ministeran’ny Fampianarana Teknika sy ny Fanofanana arak’Asa, hoy ny Ministra RAHANTANIRINA Vavitsara Gabriella.

Hiara-hientana ary handray anjara betsaka amin’ ny fiarovana ny tontolo iainana ny ministera, manoloana ny fiovaovan’ny toetrandro eto Madagasikara ; anisan’izany ny fambolen-kazo sy ny fanivahana ireo fako amin’ny alalan’ny fampiasana « daba fitsinjaràna fako azo ahodina » ka avadika ho lasa akora vaovao.

Haparitaka eny anivon’ny sekoly sy ny ivontoeram-panofanana samihafa ity tetik’asa fanivanana fako ity, tohanan’ny UNFPA sy ny fanjakana Norveziana. 888

« Olo mahay raha, tsy very mandeha »
©️ CELCOM METFP/ aogositra 2022

𝗠𝗘𝗧𝗙𝗣 I 𝗢𝗡𝗚 𝗦𝗼𝗹𝗮𝗶𝗿𝗲 𝘀𝗮𝗻𝘀 𝗳𝗿𝗼𝗻𝘁𝗶è𝗿𝗲𝘀 : 𝗵𝗶𝗿𝗼𝘀𝗼 𝗮𝗺𝗶𝗻’𝗻𝘆 𝗳𝗮𝗺𝗽𝗶𝗼𝗳𝗮𝗻𝗮𝗻𝗮 𝗶𝗿𝗲𝗼 𝗺𝗽𝗮𝗺𝗽𝗶𝗼𝗳𝗮𝗻𝗮 𝗲𝗼 𝗮𝗺𝗶𝗻’𝗻𝘆 𝘀𝗲𝗵𝗮𝘁𝗿𝘆 𝗻𝘆 𝗮𝗻𝗴𝗼𝘃𝗼 𝗮𝘇𝗼 𝗮𝘃𝘆 𝗮𝗺𝗶𝗻’𝗻𝘆 𝗵𝗲𝗿𝗶𝗻’𝗻𝘆 𝗺𝗮𝘀𝗼𝗮𝗻𝗱𝗿𝗼

Olo-mahay raha, tsy very mandeha

Olo-mahay raha, tsy very mandeha

Olo-mahay raha, tsy very mandeha

Adresses

Adresses

Calendrier des examens

Adresses

Calendrier des examens

Adresses

Calendrier des examens

Adresses

Formation FPQ/AMB

Adresses

Adresses

Formation FPQ/AMB

Adresses

Formation FPQ/AMB

Adresses

Copyright © 2021 – Ministère de l’Enseignement Technique et de la Formation Professionnelle

Copyright © 2021 – Ministère de l’Enseignement Technique et de la Formation Professionnelle

Copyright © 2021 – Ministère de l’Enseignement Technique et de la Formation Professionnelle