Fandalovan-dRamatoa VAVITSARA Rahantanirina Gabriella, tao amin’ny renivohitry ny Faritra Vakinankaratra.

Nidina ifotony nijery ireo foto-drafitr’asa sy ny fizotran’ny fanofanana tao amin’ny CFP sy LTP Antsirabe ny Minisitry ny Fampianarana Teknika sy ny Fanofanana arak’asa, ny alakamisy 07 oktobra 2021.

Ho fanatsarana ny fanofanana dia nandroso toromarika toy izao manaraka izao ny Ministra:

  1. Hamafisina ny fiaraha-miasa eo amin’ny ivon-toeram-panofanana, sy ireo orinasa tsy miankina eny ifotony
  2. Omena lanja ny fanaovana fampiharana eny anivon’ny orinasa
  3. Hampifanarahana tanteraka amin’ny filan’ny tsenan’asa ny tolotra ara-panofanana eny an-tsekoly
  4. Tandremana sy tandrovana ny fanarahana ny fenitra ara-kalitao
  5. Karakaraina ny atontan-taratasy momban’ny faritry ny sekoly, mba hahafahana mampitombo ny isan’ny foto-drafitr’asa
  6. Hatsaraina ny foto-drafitr’asa efa mijoro

Mazava loatra fa dia natao ho hampiharina amin’ireo toeram-panofanana sy fampianarana rehetra manerana ny Nosy ny toromarika nomen-dRamatoa Minisitra taty Antsirabe.

« Olo mahay raha, tsy very mandeha »
©️SCOM METFP/ Octobre 2021

𝗠𝗘𝗧𝗙𝗣 I 𝗢𝗡𝗚 𝗦𝗼𝗹𝗮𝗶𝗿𝗲 𝘀𝗮𝗻𝘀 𝗳𝗿𝗼𝗻𝘁𝗶è𝗿𝗲𝘀 : 𝗵𝗶𝗿𝗼𝘀𝗼 𝗮𝗺𝗶𝗻’𝗻𝘆 𝗳𝗮𝗺𝗽𝗶𝗼𝗳𝗮𝗻𝗮𝗻𝗮 𝗶𝗿𝗲𝗼 𝗺𝗽𝗮𝗺𝗽𝗶𝗼𝗳𝗮𝗻𝗮 𝗲𝗼 𝗮𝗺𝗶𝗻’𝗻𝘆 𝘀𝗲𝗵𝗮𝘁𝗿𝘆 𝗻𝘆 𝗮𝗻𝗴𝗼𝘃𝗼 𝗮𝘇𝗼 𝗮𝘃𝘆 𝗮𝗺𝗶𝗻’𝗻𝘆 𝗵𝗲𝗿𝗶𝗻’𝗻𝘆 𝗺𝗮𝘀𝗼𝗮𝗻𝗱𝗿𝗼

Olo-mahay raha, tsy very mandeha

Olo-mahay raha, tsy very mandeha

Olo-mahay raha, tsy very mandeha

Adresses

Adresses

Calendrier des examens

Adresses

Calendrier des examens

Adresses

Calendrier des examens

Adresses

Formation FPQ/AMB

Adresses

Adresses

Formation FPQ/AMB

Adresses

Formation FPQ/AMB

Adresses

Copyright © 2021 – Ministère de l’Enseignement Technique et de la Formation Professionnelle

Copyright © 2021 – Ministère de l’Enseignement Technique et de la Formation Professionnelle

Copyright © 2021 – Ministère de l’Enseignement Technique et de la Formation Professionnelle