Fanolorana sy fanomezana marim-pankasitrahana niaraha tamin’ny Filoham-pirenena Andry Rajoelina

Tontosa ny sabotsy 09 oktobra 2021 teto Fianarantsoa ny :

  • fizarana taratasy fanamarinana fanarahana fiofanana ho an’ireo olom-pirenena marefo 4000 voafidy tao Fianarantsoa ;
  • fanomezana mari-pankasitrahana ireo mpampiofana 26 nanao tan-tsoroka azy ireo teny an-kianja.

Ny Ministeran’ny Fampianarana Teknika sy Fanofanana Arak’asa dia maneho fankasitrahana feno an’Andriamatoa Filoham-pirenena Andry Rajoelina, tonga nitarika izany fotoana izany ; izay notronin’ireo manam-pahefana isan-tokony, sy ireo mpiara-miombonantoka tanatin’ny « Asa Avotra » notarihin’ny Ministeran’ny Mponina Madagasikara.

𝗠𝗘𝗧𝗙𝗣 I 𝗢𝗡𝗚 𝗦𝗼𝗹𝗮𝗶𝗿𝗲 𝘀𝗮𝗻𝘀 𝗳𝗿𝗼𝗻𝘁𝗶è𝗿𝗲𝘀 : 𝗵𝗶𝗿𝗼𝘀𝗼 𝗮𝗺𝗶𝗻’𝗻𝘆 𝗳𝗮𝗺𝗽𝗶𝗼𝗳𝗮𝗻𝗮𝗻𝗮 𝗶𝗿𝗲𝗼 𝗺𝗽𝗮𝗺𝗽𝗶𝗼𝗳𝗮𝗻𝗮 𝗲𝗼 𝗮𝗺𝗶𝗻’𝗻𝘆 𝘀𝗲𝗵𝗮𝘁𝗿𝘆 𝗻𝘆 𝗮𝗻𝗴𝗼𝘃𝗼 𝗮𝘇𝗼 𝗮𝘃𝘆 𝗮𝗺𝗶𝗻’𝗻𝘆 𝗵𝗲𝗿𝗶𝗻’𝗻𝘆 𝗺𝗮𝘀𝗼𝗮𝗻𝗱𝗿𝗼

Olo-mahay raha, tsy very mandeha

Olo-mahay raha, tsy very mandeha

Olo-mahay raha, tsy very mandeha

Adresses

Adresses

Calendrier des examens

Adresses

Calendrier des examens

Adresses

Calendrier des examens

Adresses

Formation FPQ/AMB

Adresses

Adresses

Formation FPQ/AMB

Adresses

Formation FPQ/AMB

Adresses

Copyright © 2021 – Ministère de l’Enseignement Technique et de la Formation Professionnelle