FANOMEZANA TSODRANO SY FIRARIANTSOA IREO MPIANATRA HANDRATO FIANARANA ANY MAROC

FANOMEZANA TSODRANO SY FIRARIANTSOA IREO MPIANATRA HANDRATO FIANARANA ANY MAROC

FANOMEZANA TSODRANO SY FIRARIANTSOA IREO MPIANATRA HANDRATO FIANARANA ANY MAROC

Notanterahina ny 26 Desambra 2024 tao amin’ny Amphi B an’ny Minisiteran’ny Fampianarana Teknika sy ny Fanofanana arak’Asa ny fanomezana ny tapakila fiaramanidina sy ny vatsin-dalana ho an’ireo mpianatra 18 mianadahy izay handrato fianarana 2 taona any Maroc.
Nitsodrano sy nirary soa azy ireo Ramatoa Minisitra Marie Marcelline Rasoloarisoa ary nasongadiny tamin’ny lahateny izay nataony fa ny Minisiteran’ny Fampianarana Teknika sy ny Fanofanana arak’Asa, eo ambany fiahian’ny fitondram-panjakana tarihin’Andriamatoa Filoham-pirenena, Andry Nirina RAJOELINA, dia kitro hifaharan’ny firenena, satria manan-danja amin’ny famolavolana olona izay hitarika sy hampandroso azy.
Noraisin’ny Minisitera an-tanana ny fikarakarana sy fandefasana ny mpianatra teny amin’ny Aéroport Ivato, ka tamin’ny 12 ora sy sasany alina no nitodi-doha ho any Maroc ny fiaramanidina nitondra azy ireo.

𝗠𝗘𝗧𝗙𝗣 I 𝗢𝗡𝗚 𝗦𝗼𝗹𝗮𝗶𝗿𝗲 𝘀𝗮𝗻𝘀 𝗳𝗿𝗼𝗻𝘁𝗶è𝗿𝗲𝘀 : 𝗵𝗶𝗿𝗼𝘀𝗼 𝗮𝗺𝗶𝗻’𝗻𝘆 𝗳𝗮𝗺𝗽𝗶𝗼𝗳𝗮𝗻𝗮𝗻𝗮 𝗶𝗿𝗲𝗼 𝗺𝗽𝗮𝗺𝗽𝗶𝗼𝗳𝗮𝗻𝗮 𝗲𝗼 𝗮𝗺𝗶𝗻’𝗻𝘆 𝘀𝗲𝗵𝗮𝘁𝗿𝘆 𝗻𝘆 𝗮𝗻𝗴𝗼𝘃𝗼 𝗮𝘇𝗼 𝗮𝘃𝘆 𝗮𝗺𝗶𝗻’𝗻𝘆 𝗵𝗲𝗿𝗶𝗻’𝗻𝘆 𝗺𝗮𝘀𝗼𝗮𝗻𝗱𝗿𝗼

Olo-mahay raha, tsy very mandeha

Olo-mahay raha, tsy very mandeha

Olo-mahay raha, tsy very mandeha

Adresses

Adresses

Calendrier des examens

Adresses

Calendrier des examens

Adresses

Calendrier des examens

Adresses

Formation FPQ/AMB

Adresses

Adresses

Formation FPQ/AMB

Adresses

Formation FPQ/AMB

Adresses

Copyright © 2021 – Ministère de l’Enseignement Technique et de la Formation Professionnelle

Copyright © 2021 – Ministère de l’Enseignement Technique et de la Formation Professionnelle

Copyright © 2021 – Ministère de l’Enseignement Technique et de la Formation Professionnelle