Faritra Analanjirofo : Fitsidihana ny LTP Vavatenina

Faritra Analanjirofo : Fitsidihana ny LTP Vavatenina

Faritra Analanjirofo : Fitsidihana ny LTP Vavatenina

Ny distrikan’i Vavatenina no namaranan’ny Minisitry ny Fampianarana Teknika sy ny Fanofanana arak’Asa, Ramatoa RAHANTANIRINA Vavitsara Gabriella, ny fitsidihana nataony tao amin’ny faritra Analanjirofo.

Ho an’ny teto Vavatenina dia efitrano telo (03) miampy efitrano vonjimaika natsangan’ny FRAM no misy eto amin’ny Lycée Technique. Tsy maintsy hirosoana arak’izany ny fitadiavam-bahaolana hampitomboina isa ny efitranon-tsekoly, satria maro ireo tanora vonona hanaraka ny fampianarana teknika sy fanofanana arak’asa aty an-toerana. لعب القمار على الانترنت

Tanora miisa 152 ihany koa no nozaran-dRamatoa Minisitra, mari-pahaizana mahakasika ny fampiofanana fototra teto Vavatenina. Nahavita fiofanana momba ny tao-trano, fikirakiràna solosaina, ny zaitra, ny fiompiana tantely ary ny fiompiana akoho izy ireo. ماهي لعبة الروليت

Nifampidinika tamin’ny mpitantana ny sekoly ihany koa ny Minisitra, ny hanaovana laharam-pahamehana ny fikarakarana ny atontan-taratasy mamaritra ny faritry ny Lycée Technique ; hahafahana mampitombo ny isan’ny foto-drafitrasa, sy ho fiarovana azy ireny tsy ho lasan’ny mpijirika sy ny mpisoloky.

« Olo mahay raha tsy very mandeha »
©️METFP/ DRETFP ANALANJIROFO – Jolay 2022

𝗠𝗘𝗧𝗙𝗣 I 𝗢𝗡𝗚 𝗦𝗼𝗹𝗮𝗶𝗿𝗲 𝘀𝗮𝗻𝘀 𝗳𝗿𝗼𝗻𝘁𝗶è𝗿𝗲𝘀 : 𝗵𝗶𝗿𝗼𝘀𝗼 𝗮𝗺𝗶𝗻’𝗻𝘆 𝗳𝗮𝗺𝗽𝗶𝗼𝗳𝗮𝗻𝗮𝗻𝗮 𝗶𝗿𝗲𝗼 𝗺𝗽𝗮𝗺𝗽𝗶𝗼𝗳𝗮𝗻𝗮 𝗲𝗼 𝗮𝗺𝗶𝗻’𝗻𝘆 𝘀𝗲𝗵𝗮𝘁𝗿𝘆 𝗻𝘆 𝗮𝗻𝗴𝗼𝘃𝗼 𝗮𝘇𝗼 𝗮𝘃𝘆 𝗮𝗺𝗶𝗻’𝗻𝘆 𝗵𝗲𝗿𝗶𝗻’𝗻𝘆 𝗺𝗮𝘀𝗼𝗮𝗻𝗱𝗿𝗼

Olo-mahay raha, tsy very mandeha

Olo-mahay raha, tsy very mandeha

Olo-mahay raha, tsy very mandeha

Adresses

Adresses

Calendrier des examens

Adresses

Calendrier des examens

Adresses

Calendrier des examens

Adresses

Formation FPQ/AMB

Adresses

Adresses

Formation FPQ/AMB

Adresses

Formation FPQ/AMB

Adresses

Copyright © 2021 – Ministère de l’Enseignement Technique et de la Formation Professionnelle

Copyright © 2021 – Ministère de l’Enseignement Technique et de la Formation Professionnelle

Copyright © 2021 – Ministère de l’Enseignement Technique et de la Formation Professionnelle