Faly miarahaba ny Reny rehetra ny tenako amin’izao fety natokana ho antsika izao, midera ny herim-po sy fahafoizan-tena izay ananantsika aho, ny amin’ny fiahiana sy ny fikarakarana ny ankohonantsika. Mirary soa antsika rehetra.
Copyright © 2021 – Ministère de l’Enseignement Technique et de la Formation Professionnelle