Fiaraha-miasa eo amin’ny Orange sy METFP: fizaran’asa ho an’ny tanora

Fiaraha-miasa eo amin’ny Orange sy METFP: fizaran’asa ho an’ny tanora

Fiaraha-miasa eo amin’ny Orange sy METFP: fizaran’asa ho an’ny tanora

Vokatry ny fiaraha-miasa eo amin’ny Orange sy ny Ministeran’ny Fampianarana Teknika sy ny Fanofanana arak’Asa dia nisitraka fanofanana mahakasika ny fampiasana ireo fitaovana ao amin’ny FabLab Orange Digital Center Ankatso ireo tanora miisa 30 avy ao amin’ny CFP Ampasampito. Haharitra telo andro izao fanofanana izao ka natomboka anio raha 11 aogositra 2022. اربح المال من الالعاب Marihana fa isaky ny Alakamisy no hanatanterahana ny fiofanana ary hahazo « Attestation de fin de formation » ireo mpiofana. موقع مراهنات كرة قدم
Izao fiofanana izao araka ny nambaran’ny Talen’ny CFP Ampasampito dia natao hanomanana ny tanora hiditra eo amin’ny tontolon’ny asa sy ny fampahafantarana azy ireo ny zava-misy eny anivon’ny orinasa. اسرار لعبة الروليت
Ny CFP Ampasampito irery ihany no manana ny lalam-piofanana « imprimerie » ka mikatsaka ny hampivoatra sy manatsara ny fitaovana hanaovan’ny mpiofana fampiharana ny ivon-toeram-panofanana.

« Olo mahay raha, tsy very mandeha »
©️ CELCOM METFP, aogositra 2022

𝗠𝗘𝗧𝗙𝗣 I 𝗢𝗡𝗚 𝗦𝗼𝗹𝗮𝗶𝗿𝗲 𝘀𝗮𝗻𝘀 𝗳𝗿𝗼𝗻𝘁𝗶è𝗿𝗲𝘀 : 𝗵𝗶𝗿𝗼𝘀𝗼 𝗮𝗺𝗶𝗻’𝗻𝘆 𝗳𝗮𝗺𝗽𝗶𝗼𝗳𝗮𝗻𝗮𝗻𝗮 𝗶𝗿𝗲𝗼 𝗺𝗽𝗮𝗺𝗽𝗶𝗼𝗳𝗮𝗻𝗮 𝗲𝗼 𝗮𝗺𝗶𝗻’𝗻𝘆 𝘀𝗲𝗵𝗮𝘁𝗿𝘆 𝗻𝘆 𝗮𝗻𝗴𝗼𝘃𝗼 𝗮𝘇𝗼 𝗮𝘃𝘆 𝗮𝗺𝗶𝗻’𝗻𝘆 𝗵𝗲𝗿𝗶𝗻’𝗻𝘆 𝗺𝗮𝘀𝗼𝗮𝗻𝗱𝗿𝗼

Olo-mahay raha, tsy very mandeha

Olo-mahay raha, tsy very mandeha

Olo-mahay raha, tsy very mandeha

Adresses

Adresses

Calendrier des examens

Adresses

Calendrier des examens

Adresses

Calendrier des examens

Adresses

Formation FPQ/AMB

Adresses

Adresses

Formation FPQ/AMB

Adresses

Formation FPQ/AMB

Adresses

Copyright © 2021 – Ministère de l’Enseignement Technique et de la Formation Professionnelle

Copyright © 2021 – Ministère de l’Enseignement Technique et de la Formation Professionnelle

Copyright © 2021 – Ministère de l’Enseignement Technique et de la Formation Professionnelle