Fidinana ifotony nijery ny fandrosoan’ny asa

Fidinana ifotony nijery ny fandrosoan’ny asa

Fidinana ifotony nijery ny fandrosoan’ny asa

Nidina ifotony nijery ny asa vita tao anatin’ny 20 andro tamina fokontany vitsivitsy tao anatin’ny boriboritany faharoa ireo delegasiona avy amin’ny FID izay notarihin’ny Tale Jeneraly sy ny mpiara-miasa aminy, ny Lefitra faharoan’ny Ben’ny tananan’Antananarivo Renivohitra ary ny avy ao amin’ny Ministeran’ny Fampianarana Teknika sy ny Fanofanana arak’Asa, notarihin’ny Tale Jeneraly sy ireo mpiara-miasa aminy.
Fokontany Andohanimandroseza, Ambohipo ary Avatr’Ankatso no notsidihana tamin’izany. مال مجاني Fanajariana zaridaina manodidina ny EPP Ambohipo, fanamboarana ny lalan-kely vita amin’ny « béton » sy tetezan-kazo, ireo no asa nataon’ireo mpisitraka maherin’ny 216 avy eo amin’ireo fokontany ireo sy ny manodidina.
Nitombo ny fahaiza-manaon’ireo olona mpisitraka ka afaka mampitombo ny fivelomany izy ireo ao aorian’izao Asa Avotra izao. Tsiahivina fa ny Asa Avotra dia natao mba hahafahan’ireo vondron’olona marefo ara-pivelomana misitraka asa ka ahazoany tambin-karama hivelomany. كازينو عربي Mifototra amina sehatr’asa maro lafy izy io ka raha ny eto Antananarivo Renivohitra dia mahatratra hatrany amin’ny 142 ireo toerana havaozina sy hasim-panajariana. ربح الاموال

« Olo-mahay raha, tsy very mandeha »
©️ SCOM METFP

𝗠𝗘𝗧𝗙𝗣 I 𝗢𝗡𝗚 𝗦𝗼𝗹𝗮𝗶𝗿𝗲 𝘀𝗮𝗻𝘀 𝗳𝗿𝗼𝗻𝘁𝗶è𝗿𝗲𝘀 : 𝗵𝗶𝗿𝗼𝘀𝗼 𝗮𝗺𝗶𝗻’𝗻𝘆 𝗳𝗮𝗺𝗽𝗶𝗼𝗳𝗮𝗻𝗮𝗻𝗮 𝗶𝗿𝗲𝗼 𝗺𝗽𝗮𝗺𝗽𝗶𝗼𝗳𝗮𝗻𝗮 𝗲𝗼 𝗮𝗺𝗶𝗻’𝗻𝘆 𝘀𝗲𝗵𝗮𝘁𝗿𝘆 𝗻𝘆 𝗮𝗻𝗴𝗼𝘃𝗼 𝗮𝘇𝗼 𝗮𝘃𝘆 𝗮𝗺𝗶𝗻’𝗻𝘆 𝗵𝗲𝗿𝗶𝗻’𝗻𝘆 𝗺𝗮𝘀𝗼𝗮𝗻𝗱𝗿𝗼

Olo-mahay raha, tsy very mandeha

Olo-mahay raha, tsy very mandeha

Olo-mahay raha, tsy very mandeha

Adresses

Adresses

Calendrier des examens

Adresses

Calendrier des examens

Adresses

Calendrier des examens

Adresses

Formation FPQ/AMB

Adresses

Adresses

Formation FPQ/AMB

Adresses

Formation FPQ/AMB

Adresses

Copyright © 2021 – Ministère de l’Enseignement Technique et de la Formation Professionnelle

Copyright © 2021 – Ministère de l’Enseignement Technique et de la Formation Professionnelle

Copyright © 2021 – Ministère de l’Enseignement Technique et de la Formation Professionnelle