Fifanampiana Centre RASSOUL AKRAM : mampiroborobo ny sehatry ny fampianarana sy ny fanofanana ho antoky ny fampananan’asa

Nitsidika ny ivon-toerana Fifanampiana Centre Rassoul Akram (FCRA) Ramatoa VAVITSARA Rahantanirina Gabriella, Minisitry ny Fampianarana Teknika sy Fanofanana arak’Asa ny 23 jona 2023, teny Antohamadinika. Ity ivon-toerana ity izay tarihin’Andriamatoa AKBARALY Haniphe, Tale Jeneralin’ny FCRA.

Efa ho folo (10) taona mahery no nijoroan’ny ivon-toerana ary maherin’ny 300 ny isan’ireo mpianatra tamin’ity taom-pianarana ity. Ahitana ny ambaratonga fototra ka hatrany amin’ny oniversite, ary koa ivon-toeram-pafanana arak’asa manolotra fampiofanana momba ny informatique bureautique, ny sehatry ny zaitra, sy ny fianarana teny frantsay sy anglisy.

Misy amin’ireo mpianatra efa nivoaka tato amin’ity ivon-toerana ity no lasa mpanamory fiaramanidina, eo koa ireo matihanina eo amin’ny resaka informatika, ary ao ireo nisafidy ny hamorona ny asa ho azy manokana. Ny ivon-toerana dia miavaka amin’ny hatsarany ary misy trano fitaizana zaza kamboty ihany koa. Ara-dalàna ary manana alalana avy amin’ny Minisiteran’ny Fampianarana teknika sy ny fanofanana arak’Asa ny fisokafany.

Nandritra ny fitsidihany nataon-Dramatoa Minisitra dia nanana fahafahana nijery ireo fotodrafitrasa maoderina ao amin’ny ivon-toerana izy ary koa nijery ireo fandaharam- panofanana izay mifanaraka amin’ny filan’ny tsenan’ny asa.
Ny 6 jolay 2023 izao no hizàrana marim-pahavitan’ny fiofanana ho an’ireo mpiofana nahavita izany ny ivon-toerana Fifanampiana Rassoul Akram.

“Olo mahay raha, tsy very mandeha”
© CELCOM METFP/ jona 2023

Fifanampiana Centre RASSOUL AKRAM : promouvoir l’enseignement et la formation au service de l’employabilité

Ce 23 juin 2023, Madame VAVITSARA Rahantanirina Gabriella, Ministre de l’Enseignement Technique et de la Formation Professionnelle a rendu visite au centre Rassoul Akram, dirigé par Monsieur AKBARALY Haniphe, PDG du FCRA, situé à Antohamadinika.

Le centre Rassoul Akram, existe depuis plus de 10 ans, et accueille cette année scolaire 300 élèves et apprenants. Il propose un parcours éducatif complet, allant de l’école primaire jusqu’à l’université, ainsi qu’un centre de formation professionnelle offrant des cours d’informatique bureautique, de coupe et couture, ainsi que d’apprentissage des langues française et anglaise.

Certains étudiants diplômés de ce centre se dirigent vers des métiers tels que pilote ou informaticien, tandis que d’autres choisissent de créer leur propre emploi. Le centre est reconnu pour son excellence et abrite également un orphelinat. Il est agréé par le Ministère de l’Enseignement Technique et de la Formation Professionnelle.
Lors de sa visite, la Ministre a eu l’opportunité de découvrir les installations modernes du centre ainsi que ses programmes de formation professionnelle qui répondent aux besoins du marché du travail.

En vue de célébrer les réussites des étudiants de cette année scolaire, le centre Fifanampiana Rassoul Akram organisera une sortie de promotion le 6 juillet 2023.

“Olo mahay raha, tsy very mandeha”
© CELCOM METFP/ juin 2023

Olo-mahay raha, tsy very mandeha

Olo-mahay raha, tsy very mandeha

Olo-mahay raha, tsy very mandeha

Adresses

Adresses

Calendrier des examens

Adresses

Calendrier des examens

Adresses

Calendrier des examens

Adresses

Formation FPQ/AMB

Adresses

Adresses

Formation FPQ/AMB

Adresses

Formation FPQ/AMB

Adresses

Copyright © 2021 – Ministère de l’Enseignement Technique et de la Formation Professionnelle