Fifanaovan-tsonia fiaraha-miasa : METFP sy ny Federasiona Malagasin’ny Aviron

Fifanaovan-tsonia fiaraha-miasa : METFP sy ny Federasiona Malagasin’ny Aviron

Fifanaovan-tsonia fiaraha-miasa : METFP sy ny Federasiona Malagasin’ny Aviron

✅Tontosa ny 28 novambra 2022 ny fifanaovan-tsonia fiaraha-miasa eo amin’ny Ministeran’ny Fampianarana Teknika sy ny Fanofanana arak’Asa tarihin-dRamatoa VAVITSARA Rahantanirina Gabriella sy ny Fédération Malagasy d’Aviron.

➡Fanirian’ny Filohan’ny Federasiona sy ny Proviseur ny LTP ao Morondava ny hahafahan’ireo tanora ao an-toerana mamokatra ny sambo antsoina hoe “aviron” izay enti-manao fifaninanana an-dranomasina na an-dranomamy.

👉Misy ireo akora fototra ahitana ny composite hanaovana ity sambo ity ao Morondava, ary vonona ny eo anivon’ny Federasiona hifanome tanana amin’ny Ministera amin’ny fanatanterahana izany tetikasa izany.

🎯Tombony lehibe ho an’ny Ministera ny fanatanterahana ity tetikasa ity, satria ny fiofanana izay hatao dia mahakasika ny fanajana ny tontolo iainana ihany koa.

🍀Tsara marihina fa ny Ministera dia miezaka hatrany ny mba hidirana tsikelikely anaty tontolo maintso.

“Olo mahay raha, tsy very mandeha”
© CELCOM METFP/ novembre 2022

𝗠𝗘𝗧𝗙𝗣 I 𝗢𝗡𝗚 𝗦𝗼𝗹𝗮𝗶𝗿𝗲 𝘀𝗮𝗻𝘀 𝗳𝗿𝗼𝗻𝘁𝗶è𝗿𝗲𝘀 : 𝗵𝗶𝗿𝗼𝘀𝗼 𝗮𝗺𝗶𝗻’𝗻𝘆 𝗳𝗮𝗺𝗽𝗶𝗼𝗳𝗮𝗻𝗮𝗻𝗮 𝗶𝗿𝗲𝗼 𝗺𝗽𝗮𝗺𝗽𝗶𝗼𝗳𝗮𝗻𝗮 𝗲𝗼 𝗮𝗺𝗶𝗻’𝗻𝘆 𝘀𝗲𝗵𝗮𝘁𝗿𝘆 𝗻𝘆 𝗮𝗻𝗴𝗼𝘃𝗼 𝗮𝘇𝗼 𝗮𝘃𝘆 𝗮𝗺𝗶𝗻’𝗻𝘆 𝗵𝗲𝗿𝗶𝗻’𝗻𝘆 𝗺𝗮𝘀𝗼𝗮𝗻𝗱𝗿𝗼

Olo-mahay raha, tsy very mandeha

Olo-mahay raha, tsy very mandeha

Olo-mahay raha, tsy very mandeha

Adresses

Adresses

Calendrier des examens

Adresses

Calendrier des examens

Adresses

Calendrier des examens

Adresses

Formation FPQ/AMB

Adresses

Adresses

Formation FPQ/AMB

Adresses

Formation FPQ/AMB

Adresses

Copyright © 2021 – Ministère de l’Enseignement Technique et de la Formation Professionnelle

Copyright © 2021 – Ministère de l’Enseignement Technique et de la Formation Professionnelle

Copyright © 2021 – Ministère de l’Enseignement Technique et de la Formation Professionnelle