Fihaonambe adihevitra momba ny fanabeazana / Lohahevitra: ady amin’ny areti-mifindra Covid 19 sy ny fanomezana fahalalana

Toko telo mamasa-nahandro ny fanabeazana sy ny fanofanana ary ny fampianarana ambony ny Ministeran’ny Fanabeazam-pirenena, ny Ministeran’ny Fampianarana Teknika sy ny Fanofanana arak’Asa ary ny Ministeran’ny Fampianarana Ambony sy ny fikarohana siantifika izay nanatanteraka famelabelarana arahana adihevitra ny 21 jona 2021 tao amin’ny PLAZA Ampefiloha niarahana tamin’ny Friedrich Ebert Stiftung (FES). Lohahevitra nandritra ny andro voalohany ny « Riposte covid 19 et appropriation du savoir ». العاب تربح اموال حقيقية

Tonga nanome voninahitra ny lanonam-panokafana ireo Sekretera Jeneralin’ny Ministera teo dia Ramatoa RATSIMISETRA Felamboahangy sady nanokatra amin’ny fomba ofisialy ny fotoana, Andriamatoa SAMUEL RAKOTONDRAINY Herimandimby R. ary ny Profesora RANDRIAMASITIANA Gil Dany. Teo koa ny solotena maharitry ny FES Andriamatoa Constantin Grund. موقع رهانات
Dingana lehibe ho enti-miatrika ny tontolon’ny fampianarana manoloana ny valan’aretina covid 19 izao natao izao ary nandray anjara avokoa ny faritra 22 tamin’ny alalan’ny fampitan-davitra (visio conférence).

« Olo mahay raha, tsy very mandeha »
© SCOM METFP

𝗠𝗘𝗧𝗙𝗣 I 𝗢𝗡𝗚 𝗦𝗼𝗹𝗮𝗶𝗿𝗲 𝘀𝗮𝗻𝘀 𝗳𝗿𝗼𝗻𝘁𝗶è𝗿𝗲𝘀 : 𝗵𝗶𝗿𝗼𝘀𝗼 𝗮𝗺𝗶𝗻’𝗻𝘆 𝗳𝗮𝗺𝗽𝗶𝗼𝗳𝗮𝗻𝗮𝗻𝗮 𝗶𝗿𝗲𝗼 𝗺𝗽𝗮𝗺𝗽𝗶𝗼𝗳𝗮𝗻𝗮 𝗲𝗼 𝗮𝗺𝗶𝗻’𝗻𝘆 𝘀𝗲𝗵𝗮𝘁𝗿𝘆 𝗻𝘆 𝗮𝗻𝗴𝗼𝘃𝗼 𝗮𝘇𝗼 𝗮𝘃𝘆 𝗮𝗺𝗶𝗻’𝗻𝘆 𝗵𝗲𝗿𝗶𝗻’𝗻𝘆 𝗺𝗮𝘀𝗼𝗮𝗻𝗱𝗿𝗼

Olo-mahay raha, tsy very mandeha

Olo-mahay raha, tsy very mandeha

Olo-mahay raha, tsy very mandeha

Adresses

Adresses

Calendrier des examens

Adresses

Calendrier des examens

Adresses

Calendrier des examens

Adresses

Formation FPQ/AMB

Adresses

Adresses

Formation FPQ/AMB

Adresses

Formation FPQ/AMB

Adresses

Copyright © 2021 – Ministère de l’Enseignement Technique et de la Formation Professionnelle

Copyright © 2021 – Ministère de l’Enseignement Technique et de la Formation Professionnelle

Copyright © 2021 – Ministère de l’Enseignement Technique et de la Formation Professionnelle