📌Nisy ny fihaonan-dRamatoa Ministra Gabriella Rahantanirina VAVITSARA sy ireo solotenan’ny fikambanan’ny orinasa afakaba (Groupement des Entreprises Franches et Partenaires/ GEFP) ny 01 marsta 2022.
✅ Niompana tamin’ny fandinihana ireo fiaraha-miasa indrindra eo amin’ny lafin’ny indostria ny roa tonta mba hanatsarana ny kalitaon’ny fanofanana ary eo ihany koa ny fifanojoan’ny fanofanana sy ny sehatry ny asa. العاب استراتيجية اون لاين
➡️Iaraha-mahalala fa ny GEFP dia teo anilan’ny METFP hatramin’ny fampiharana ny PNEFP ary nanome toky fa hanohana hatrany ny Ministera amin’ireo tetikasa. العاب على الهاتف
« Olo mahay raha, tsy very mandeha »
©️ SCOM METFP/mars 2022