Ho tohin’ny fiaraha-miasa efa nisy teo amin’ny Ministeran’ny Fampianarana Teknika sy ny fanofanana arak’asa sy ny Office de la Formation Professionnelle et de la Promotion du Travail (OFPPT) MAROC, dia misy toerana 10 (Mianto-tena) indray natolotra ho an’ireo mpianatra afaka Baccalauréat Technique ny taona 2019 sy 2020 eo amin’ny sehatry ny BTP.
Noho izany, ho an’ireo izay nanana ny naoty ambony ka tsy tratra antso mihitsy dia angatahina handefa ny anarany amin’ity laharana finday ity: 032 64 968 31 hatramin’ny alatsinainy 16 Aogositra 2021 amin’ny 8ora maraina. كيفية ربح المال من الالعاب
Marihina fa fianarana mandritra ny 2 taona no atao any ho an’izay vonona sy manana ny fahafahana ara-bola hianto-tena. العاب الربح من الانترنت
Ireto avy ny spécialité afaka hisafidianana amin’izany :

  • GENIE CIVIL
  • GEOMETRE TOPOGRAPHE
  • CONDUCTEUR DE TRAVAUX : TRAVAUX PUBLICS
  • GROS OEUVRES
  • DESSINATEUR EN BATIMENT
  • PEINTRE DECORATEUR EN BATIMENT
    Raha Mila fanazavana fanampiny dia afaka miantso ny laharana finday izay misoratra io ambony io.
    Mankasitraka.

𝗠𝗘𝗧𝗙𝗣 I 𝗢𝗡𝗚 𝗦𝗼𝗹𝗮𝗶𝗿𝗲 𝘀𝗮𝗻𝘀 𝗳𝗿𝗼𝗻𝘁𝗶è𝗿𝗲𝘀 : 𝗵𝗶𝗿𝗼𝘀𝗼 𝗮𝗺𝗶𝗻’𝗻𝘆 𝗳𝗮𝗺𝗽𝗶𝗼𝗳𝗮𝗻𝗮𝗻𝗮 𝗶𝗿𝗲𝗼 𝗺𝗽𝗮𝗺𝗽𝗶𝗼𝗳𝗮𝗻𝗮 𝗲𝗼 𝗮𝗺𝗶𝗻’𝗻𝘆 𝘀𝗲𝗵𝗮𝘁𝗿𝘆 𝗻𝘆 𝗮𝗻𝗴𝗼𝘃𝗼 𝗮𝘇𝗼 𝗮𝘃𝘆 𝗮𝗺𝗶𝗻’𝗻𝘆 𝗵𝗲𝗿𝗶𝗻’𝗻𝘆 𝗺𝗮𝘀𝗼𝗮𝗻𝗱𝗿𝗼

Olo-mahay raha, tsy very mandeha

Olo-mahay raha, tsy very mandeha

Olo-mahay raha, tsy very mandeha

Adresses

Adresses

Calendrier des examens

Adresses

Calendrier des examens

Adresses

Calendrier des examens

Adresses

Formation FPQ/AMB

Adresses

Adresses

Formation FPQ/AMB

Adresses

Formation FPQ/AMB

Adresses

Copyright © 2021 – Ministère de l’Enseignement Technique et de la Formation Professionnelle

Copyright © 2021 – Ministère de l’Enseignement Technique et de la Formation Professionnelle

Copyright © 2021 – Ministère de l’Enseignement Technique et de la Formation Professionnelle