Fitsidihan-dRamatoa Minisitra ny CFP sy LTP AMBOHIDRATRIMO

Fitsidihan-dRamatoa Minisitra ny CFP sy LTP AMBOHIDRATRIMO

Fitsidihan-dRamatoa Minisitra ny CFP sy LTP AMBOHIDRATRIMO

➡️Vokatry ny fandalovan’ny andro ratsy dia isan’ireo fotodrafitr’asa misedra olana ny CFP sy LTP Ambohidratrimo : tafo mitete sy ranon-tany mihotsaka anaty ny faritry ny sekoly.
Ireo no hita tao nandritra ny fidinana ifotony nataon-dRamatoa VAVITSARA Gabriella Rahantanirina ny Alatsinainy 24 janoary 2022, araka ny toromarika avy amin’ny Filoham-pirenena Andry RAJOELINA ; ny hijerena ny zava-misy vokatr’ilay andro ratsy ka ahiana hiteraka loza, indrindra ny mahakasika ny faritry ny sekoly.

📌Araka ny nambaran-dRamatoa Ministra dia hisy ny fandehanana eny anivon’ireo faritra hafa mba hahitana ireo fotodrafitr’asa misy fahasimbana sy ny vahaolana enti-manarina izany. المراهنات

✅Ho an’ny faritra Ambohidratrimo manokana dia hisy ny fiaraha-miasa eo amin’ny Ministera sy ireo tompon’andraikitra ao an-toerana, handinihana ireo asa hanavaozana sy hanarenana ny simba, satria mandray mpianatra sy mpiofana mitotaly 900 ireo toeram-panofanana ireo. موقع البوكر

« Olo-mahay raha, tsy very mandeha »
©️ SCOM METFP/ janvier 2022

Olo-mahay raha, tsy very mandeha

Olo-mahay raha, tsy very mandeha

Olo-mahay raha, tsy very mandeha

Adresses

Adresses

Calendrier des examens

Adresses

Calendrier des examens

Adresses

Calendrier des examens

Adresses

Formation FPQ/AMB

Adresses

Adresses

Formation FPQ/AMB

Adresses

Formation FPQ/AMB

Adresses

Copyright © 2021 – Ministère de l’Enseignement Technique et de la Formation Professionnelle

Copyright © 2021 – Ministère de l’Enseignement Technique et de la Formation Professionnelle

Copyright © 2021 – Ministère de l’Enseignement Technique et de la Formation Professionnelle