Fitsidihana ny kaominina Mahavelona Ankazobe

Fitsidihana ny kaominina Mahavelona Ankazobe

Fitsidihana ny kaominina Mahavelona Ankazobe

Araka ny tenin’ny Filoham-pirenena Andry RAJOELINA dia tsy hisy kaominina ho adino manerana an’i Madagasikara. Koa izany indrindra no antony nitsidihan-dRamatoa VAVITSARA Rahantanirina Gabriella, Ministry ny Fampianarana Teknika sy ny Fanofanana arak’Asa ny Kaominina ambanivohitra Mahavelona, distrikan’Ankozobe ny 15 jona 2023.

Nanotrona azy tamin’izany ny Solombavambahoaka voafidy tao Ankazobe sy ny Ben’ny Tananan’i Mahavelona. Izao fitsidihana izao moa dia natao hijerena ifotony ny filan’ny faritra, indrindra amin’ny lafiny Fampianarana Teknika sy Fanofanana arak’Asa. Nivoitra nandritra ny fihaonan-dRamatoa Ministra tamin’ireo fikambanam-behivavy ny fanatanterahana ny fanofanana faobe izay nankatoavina nandritry ny Filan-kevitry ny Ministra ny 07 jona lasa teo. Nampanantena avy hatrany Ramatoa Ministra fa hisy ny tetikasa fanorenana ivon-toeram-panofanana (CFP) ao Mahavelona. Tanjona amin’izany ny fanomezana fahaiza-manao matihanina ho an’ny vehivavy, ny tanora, ny olon-dehibe ho fampiharana ny Velirano faha 6: fanomezana asa mendrika ho an’ny rehetra.

Tsy nanadino ireo zokiolona ihany koa Ramatoa Ministra ka nanolotra voan-dalana ho an’ireo Ray aman-drenibe ao an-toerana.

“Olo mahay raha, tsy very mandeha”
© CELCOM METFP/ jona 2023


Visite du commune Rurale de Mahavelona Ankazobe

Le Président Andry RAJOELINA a souligné qu’aucune commune ne sera oubliée à Madagascar, c’est dans cette optique que Madame VAVITSARA Rahantanirina Gabriella, Ministre de l’Enseignement Technique et de la Formation Professionnelle est venue visiter la Commune Rurale de Mahavelona, district d’Ankozobe le 15 juin 2023.

Le Député élu à Ankazobe ainsi que le Maire de Mahavelona ont été également présents durant ce déplacement de Madame Le Ministre. Cette visite a permis de constater les besoins de la Commune notamment en matière d’enseignement technique et de formation professionnelle.

La formation de masse approuvée en Conseil des Ministres le 07 juin dernier a été exhortée par Madame Le Ministre lors de sa rencontre avec les associations des femmes. Lors de son allocution, Madame le Ministre a souligné qu’un projet de construction d’un Centre de Formation Professionnelle (CFP) pour Mahavelona sera mis en place afin de promouvoir la formation des jeunes de la localité. Ainsi, les femmes, les jeunes et les adultes pourront bénéficier de formation adéquate et assurer leur auto-employabilité à travers le Velirano 6: travail décent pour tous.

Madame la Ministre n’a pas oublié les personnes âgées et leur a offert quelques vivres.

“Olo mahay raha, tsy very mandeha”
© CELCOM METFP/ juin 2023

Olo-mahay raha, tsy very mandeha

Olo-mahay raha, tsy very mandeha

Olo-mahay raha, tsy very mandeha

Adresses

Adresses

Calendrier des examens

Adresses

Calendrier des examens

Adresses

Calendrier des examens

Adresses

Formation FPQ/AMB

Adresses

Adresses

Formation FPQ/AMB

Adresses

Formation FPQ/AMB

Adresses

Copyright © 2021 – Ministère de l’Enseignement Technique et de la Formation Professionnelle

Copyright © 2021 – Ministère de l’Enseignement Technique et de la Formation Professionnelle

Copyright © 2021 – Ministère de l’Enseignement Technique et de la Formation Professionnelle