Fitsidihana ny LTP sy CFP Mananjary taorian’ny fandalovan’ny rivodoza BATSIRAI

Fitsidihana ny LTP sy CFP Mananjary taorian’ny fandalovan’ny rivodoza BATSIRAI

Fitsidihana ny LTP sy CFP Mananjary taorian’ny fandalovan’ny rivodoza BATSIRAI

🫂 Tonga nitsidika sy nankahery ireo mpiara-miasa taty Mananjary ny Ministry ny Fampianarana Teknika sy ny Fanofanana arak’Asa VAVITSARA Rahantanirina Gabriella.

🚩 80% ny efitrano fianarana eo anivon’ny LTP sy CFP no simba vokatry ny fandalovan’ny rivodoza Batsirai, ka avy hatrany dia nitondra fitaovana hanarenana vonjimaika ireo efitrano ireo ny delegasiona notarihiny. طاولة الروليت Tanjona amin’izany ny ahafahan’ireo mpianatra hiverina an-tsekoly faran’izay haingana, indrindra ireo amin’ny kilasy fanadinana. موقع رهان كرة القدم

🤝 Nitafa tamin’ireo mpiara-miasa rehetra taty an-toerana ny Ministra ary nitondra vatsy ho an’ireo mpiasa izay nisedra ny mafy nandritra iny fandalovan’ny rivodoza iny. قواعد لعبة بلاك جاك Nanentana indrindra ny mba hisian’ny firaisankina eo amin’ny fianakaviamben’ny ministera Ramatoa Minisitra, mba hifanolo-tanana amin’ny fanarenana ireo efitrano fianarana sy ny birao simba ny rehetra.

« Olo-mahay raha tsy very mandeha « 
©️ Cabinet METFP
Photos: Scom METFP

𝗠𝗘𝗧𝗙𝗣 I 𝗢𝗡𝗚 𝗦𝗼𝗹𝗮𝗶𝗿𝗲 𝘀𝗮𝗻𝘀 𝗳𝗿𝗼𝗻𝘁𝗶è𝗿𝗲𝘀 : 𝗵𝗶𝗿𝗼𝘀𝗼 𝗮𝗺𝗶𝗻’𝗻𝘆 𝗳𝗮𝗺𝗽𝗶𝗼𝗳𝗮𝗻𝗮𝗻𝗮 𝗶𝗿𝗲𝗼 𝗺𝗽𝗮𝗺𝗽𝗶𝗼𝗳𝗮𝗻𝗮 𝗲𝗼 𝗮𝗺𝗶𝗻’𝗻𝘆 𝘀𝗲𝗵𝗮𝘁𝗿𝘆 𝗻𝘆 𝗮𝗻𝗴𝗼𝘃𝗼 𝗮𝘇𝗼 𝗮𝘃𝘆 𝗮𝗺𝗶𝗻’𝗻𝘆 𝗵𝗲𝗿𝗶𝗻’𝗻𝘆 𝗺𝗮𝘀𝗼𝗮𝗻𝗱𝗿𝗼

Olo-mahay raha, tsy very mandeha

Olo-mahay raha, tsy very mandeha

Olo-mahay raha, tsy very mandeha

Adresses

Adresses

Calendrier des examens

Adresses

Calendrier des examens

Adresses

Calendrier des examens

Adresses

Formation FPQ/AMB

Adresses

Adresses

Formation FPQ/AMB

Adresses

Formation FPQ/AMB

Adresses

Copyright © 2021 – Ministère de l’Enseignement Technique et de la Formation Professionnelle

Copyright © 2021 – Ministère de l’Enseignement Technique et de la Formation Professionnelle

Copyright © 2021 – Ministère de l’Enseignement Technique et de la Formation Professionnelle