Fivoriana ara-potoana faharoa eo amin’ny Antenimieram-pirenena roa tonta

Fivoriana ara-potoana faharoa eo amin’ny Antenimieram-pirenena roa tonta

Fivoriana ara-potoana faharoa eo amin’ny Antenimieram-pirenena roa tonta

Nosokafana amin’ny fomba ofisialy ny talata faha 17 oktobra 2023 ny fotoam-pivoriana ara-potoana faharoa eo anivon’ny Antenimierampirenena Tsimbazaza sy teo amin’ny Antenimierandoholona Anosy.

Nitarika izany tetsy Tsimbazaza ny Filohan’ny Antenimieram-pirenena, Ramatoa Christine RAZANAMAHASOA, raha toa ka ny Filohan’ny Antenimieran-doholona Andriamatoa RAVALOMANANA Richard kosa no nitarika ny fanokafana ny fivoriana tetsy Anosy.

Nanatrika izany ireo mpikambana ao amin’ny Governemanta ifarimbonana, notarihan’ny Praiministra Ntsay Christian. Isan’ireo Ministra nanotrona izao fotoam-pivoriana izao Ramatoa VAVITSARA Rahantanirina Gabriella, Ministry ny Fampianarana Teknika sy ny Fanofanana arak’Asa ary koa Ministra misolo toerana vonjimaika misahana ny Ministeran’ny Serasera sy ny Kolontsaina.

Ho dinihana mandritra ireto fivoriana ara-potoana faharoa ireto ny mikasika ny teti-bola-panjakana 2024.

“Olo mahay raha, tsy very mandeha”
© CELCOM METFP/ oktobra 2023


Parlement : Deuxième Session Ordinaire pour l’année 2023

Le mardi 17 octobre 2023, la première session ordinaire de l’Assemblée législative de Tsimbazaza et du Sénat d’Anosy a été officiellement ouverte.
Madame Christine RAZANAMAHASOA, Présidente de l’Assemblée Nationale, a présidé la réunion à Tsimbazaza, tandis que le Président du Sénat, Monsieur RAVALOMANANA Richard, a dirigé l’ouverture de la session au Palais Anosy.

La cérémonie s’est déroulée en présence des membres du gouvernement collégial, dirigé par Le Premier Ministre NTSAY Christian. Madame VAVITSARA Rahantanirina Gabriella, Ministre de l’Enseignement Technique et de la Formation Professionnelle (METFP), et Ministre de la Communication et de la Culture par intérim, a été également présente à ces deux sessions.

La loi de finances 2024 sera parmi les ordres du jour durant ces sessions parlementaires.

“Olo mahay raha tsy very mandeha”
© CELCOM METFP/ octobre 2023

Olo-mahay raha, tsy very mandeha

Olo-mahay raha, tsy very mandeha

Olo-mahay raha, tsy very mandeha

Adresses

Adresses

Calendrier des examens

Adresses

Calendrier des examens

Adresses

Calendrier des examens

Adresses

Formation FPQ/AMB

Adresses

Adresses

Formation FPQ/AMB

Adresses

Formation FPQ/AMB

Adresses

Copyright © 2021 – Ministère de l’Enseignement Technique et de la Formation Professionnelle

Copyright © 2021 – Ministère de l’Enseignement Technique et de la Formation Professionnelle

Copyright © 2021 – Ministère de l’Enseignement Technique et de la Formation Professionnelle