Dans le cadre de la mise en œuvre de la Politique Nationale de l’Emploi et la Formation Professionnelle (PNEFP), l’UNESCO à travers son programme accompagne le Ministère de l’Enseignement Technique et de la Formation Professionnelle. A cet effet, un atelier sur « la formation des formateurs au métier d’Agent en système solaire photovoltaïque, installateur en système solaire photovoltaïque, maintenance en système solaire photovoltaïque » se tient du 30 octobre au 10 Novembre 2023 à Luxmina training Institute Ivandry.
15 formateurs dont 08 du CFPR et du LTP Vatomandry, 04 du CFPR Ranopiso et du LTP Tolagnaro et 03 de la DFPEF vont être formés sur les 3 modules :
- Retour d’expérience et maîtrise du métier
- Méthodologie et pédagogie
- Mise en situation et évaluation technique des formés.
L’objectif est de développer les compétences techniques et professionnelles des formateurs dans la préparation, la conception et la mise en œuvre des formations sur les métiers identifiés sur la base des références et des guides produits.
Madame VAVITSARA Rahantanirina Gabriella, Ministre de l’Enseignement Technique et de la Formation Professionnelle a honoré de sa présence l’ouverture de cet atelier de formation, dans son allocution elle a souligné l’importance de la qualité de la formation des formateurs et a marqué l’expertise de Luxmina qui est un centre de formation spécialisé en efficacité énergétique et énergies renouvelables.
« Olo mahay raha, tsy very mandeha »
© CELCOM METFP/ octobre 2023
Fanofanana ireo mpampiofana amin’ny “Métiers d’agent d’Etude, d’installation et de maintenance en système photovoltaïque”
Ao anatin’ny fampiharana ny politikam-pirenena momba ny asa sy ny fanofanana arak’asa (PNEFP) dia manohana ny Minisiteran’ny Fampianarana Teknika sy ny Fanofanana arak’Asa ny UNESCO amin’ny alalan’ny fandaharan’asany. Manoloana izany indrindra dia misy ny atrikasa fanofanana ireo mpampiofana ho « Agent en système solaire photovoltaïque, installateur en système solaire photovoltaïque, maintenance en système solaire photovoltaïque, ny 30 oktobra hatramin’ny 10 novambra 2023 ao amin’ny Luxmina Training Institute Ivandry.
Mpampiofana miisa 15 no manaraka izao fanofanana izao ka ny 08 dia avy ao amin’ny CFPR sy LTP Vatomandry, ny 04 ny avy ao amin’ny CFPR Ranopiso sy LTP any Tolagnaro ary ny 03 dia avy ao amin’ny DFPEF. Koa ireto ary ireo singa mandrafitra ny fiofanana :
- Hevitra sy fifehezana ny asa
- Metodolojia sy pedagojia
- Fanatanterahana sy fanombanana ara-teknika ny mpiofana
Ny tanjona dia ny hampivelatra ny fahaiza-manao ara-teknika sy arak’asa an’ireo mpampiofana amin’ny famoronana, ny famolavolana ary ny fampiharana ny fiofanana amin’ny asa voafaritra amin’ny alàlan’ny torolàlana momba ny vokatra.
Tonga nanome voninahitra ny fanombohan amain’ny fomba ofisialy izao atrikasa izao Ramatoa VAVITSARA Rahantanirina Gabriella, Minisitry ny Fampianarana Teknika sy ny Fanofanana arak’Asa. nohamafisiny nandritry ny lahateniny ny maha zava-dehibe ny kalitaon’ny fanofanana ireo mpampiofana ary manamarika ny fahaiza-manao sy ny traikefa ananan’ny Luxmina izay ivon-toeram-piofanana mifototra amin’ny angovo azo havaozina.
« Olo mahay raha, tsy very mandeha »
© CELCOM METFP/ oktobra 2023