LTP VOHEMAR: Fampitaovana sy fanolorana mari-panofanana

LTP VOHEMAR: Fampitaovana sy fanolorana mari-panofanana

LTP VOHEMAR: Fampitaovana sy fanolorana mari-panofanana

Novatsiana fitaovam-panofanana ny LTP Vohemar. Manaraka ny fanatanterahana ny Velirano faha 4 dia ny fampiroborobona ny Fampianarana Teknika sy ny Fanofanana arak’Asa indrindra fa ny any amin’ny faritra. Natao ihany ho fampiharana ny politikan’ny Ministera hoy Ramatoa Minisitry ny Fampianarana Teknika sy ny Fanofanana arak’Asa VAVITSARA Rahantanirina Gabriella. مراهنات اون لاين

Ezahana arak’izay azo hatao ny mampanara-penitra ny ivon-toeram-panofanana manerana ny Nosy mba ahafahan’ ireo mpiofana manao fampiaharana. Fototra ahafahana manantenteraka ny « Adéquation Formation Emploi ». تنزيل اموال حقيقية

Ankoatr’izany fampitaovana izany dia notolorana mari-panofanana ihany koa ireo tanora miisa 84 avy amin’ny kaominina Vohemar. لعب لربح المال Fanofanana amin’ny asa voasokajy (FPQ), toy ny « Installation de panneaux solaires sy ny fiompiana akoho gasy nohatsaraina.

 » Olo-mahay raha, tsy very mandeha « 
©️SCOM METFP /Octobre 2021

𝗠𝗘𝗧𝗙𝗣 I 𝗢𝗡𝗚 𝗦𝗼𝗹𝗮𝗶𝗿𝗲 𝘀𝗮𝗻𝘀 𝗳𝗿𝗼𝗻𝘁𝗶è𝗿𝗲𝘀 : 𝗵𝗶𝗿𝗼𝘀𝗼 𝗮𝗺𝗶𝗻’𝗻𝘆 𝗳𝗮𝗺𝗽𝗶𝗼𝗳𝗮𝗻𝗮𝗻𝗮 𝗶𝗿𝗲𝗼 𝗺𝗽𝗮𝗺𝗽𝗶𝗼𝗳𝗮𝗻𝗮 𝗲𝗼 𝗮𝗺𝗶𝗻’𝗻𝘆 𝘀𝗲𝗵𝗮𝘁𝗿𝘆 𝗻𝘆 𝗮𝗻𝗴𝗼𝘃𝗼 𝗮𝘇𝗼 𝗮𝘃𝘆 𝗮𝗺𝗶𝗻’𝗻𝘆 𝗵𝗲𝗿𝗶𝗻’𝗻𝘆 𝗺𝗮𝘀𝗼𝗮𝗻𝗱𝗿𝗼

Olo-mahay raha, tsy very mandeha

Olo-mahay raha, tsy very mandeha

Olo-mahay raha, tsy very mandeha

Adresses

Adresses

Calendrier des examens

Adresses

Calendrier des examens

Adresses

Calendrier des examens

Adresses

Formation FPQ/AMB

Adresses

Adresses

Formation FPQ/AMB

Adresses

Formation FPQ/AMB

Adresses

Copyright © 2021 – Ministère de l’Enseignement Technique et de la Formation Professionnelle

Copyright © 2021 – Ministère de l’Enseignement Technique et de la Formation Professionnelle

Copyright © 2021 – Ministère de l’Enseignement Technique et de la Formation Professionnelle